feonydemokrasia

Fanamarihana ny 29 mars Antsirabe.

Posted by - mars 29, 2025
Fametrahana fehezam-boninkazo teo aminโ€™ny tsangam-bato manoloana ny garanโ€™Antsirabe no nentina nanamarihana ny 29 marsa fahatsiarovana ireo maherifonโ€™ny firenena tany Antsirabe.Nanotrona izany ny tomponโ€™andraikim-panjakana sivily sy miaramila izay notarihinโ€™ny Prefenโ€™Antsirabe.Nanakoako ny…
Read More

AMBOVOMBE ANDROY | FAHATSIAROVANA NY 29 MARTSA

Posted by - mars 29, 2025
Fahatsiarovana ny faha-78 taonan’ny tolom-panafahana 1947 teto amin’ny District Ambovombe Androy. Natomboka tamin’ny fivavahana iraisam-pinoana izay notarihin’ny FFKM tao amin’ny fiangonana Catholique. Nitohy tamin’ny fametrahana voninkazo teo amin’ny tsangabato ny…
Read More