feonydemokrasia

𝟏𝟓 𝐃𝐄𝐒𝐀𝐌𝐁𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟓 | 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐎𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞𝐧’𝐈𝐭𝐚𝐬𝐲

Posted by - décembre 16, 2025
Tontosa omaly tao Soavinandriana ny fitokanana ny Oniversiten’Itasy. Tonga nisolo tena an’Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika nitokana izany ny Mpanolotsaina Avon’ny Fanavaozana, ny Kolonely ZAFITASONDRY RANOELSON Marcellin, notronin’Andriamatoa Minisitry ny…
Read More

𝐓𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐎 𝐕 – 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 : 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐋𝐀𝐇𝐘 𝐍𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐑𝐎𝐍𝐆𝐎𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐋𝐀𝐍𝐉𝐀 𝟏𝟎 𝐊𝐈𝐋𝐀𝐎 𝐍𝐎𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐑𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐒𝐈𝐌𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀

Posted by - décembre 16, 2025
𝑴𝒊𝒕𝒐𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒂𝒅𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒑𝒂𝒓𝒊𝒕𝒂𝒉𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒛𝒂𝒗𝒂-𝒎𝒂𝒉𝒂𝒅𝒐𝒎𝒆𝒍𝒊𝒏𝒂 Ny alin’ny 13 Desambra 2025, nandritra ny fisafoana ara-pilaminana nataon’ny Polisim-pirenena miasa ao amin’ny Kaomisaria Tanambao V, ao Antsiranana, no nahasarika ny sain’ny mpitandro…
Read More

𝐌𝐁𝐎𝐋𝐀 𝐓𝐀𝐙𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐎 𝐁𝐔𝐑𝐊𝐈𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐒𝐎 𝐀𝐎 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐌𝐈𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐍𝐈𝐆𝐄𝐑𝐈𝐀

Posted by - décembre 12, 2025
Nizeria dia nanao fanambarana ofisialy fa mbola tazonin’i Burkina Faso ireo miaramilany nogiazan’ny manampahefana burkinabè, ary manomana fifampiraharahana ara-diplomatika izy ireo mba hangatahana am-pomba ofisialy ny famotsorana azy ireo sy…
Read More

𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐎𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀: 𝗧𝗦𝗬 𝗡𝗜𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔 𝗧𝗘𝗢 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗬 𝗥𝗔𝗝𝗢𝗘𝗟𝗜𝗡𝗔

Posted by - décembre 9, 2025
Tao anatin’ny fanambarana nataony no nandisoan’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sady Mpitondra Tenin’ny Governemanta GASCAR Fenosoa ny vaovao miely amin’izao fotoana izao fa nasaina ho avy amin’ny fikaonan-doham-pirenena…
Read More