๐’๐€๐“๐€-๐๐€๐‘๐˜ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“ | ๐๐Ž๐’๐€๐๐“๐€๐‘๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐“๐€๐‘๐ˆ๐Š๐€ ๐‘๐Ž๐’๐’๐˜ ๐“๐„๐๐˜ ๐€๐๐“๐€๐๐„๐“๐ˆ๐๐„ ๐Œ๐€๐‡๐€๐™๐€๐™๐€

391 0
Ny sata-bary fomban-drazana efa fanao hatraminโ€™ny naha tany ny tany tety aminโ€™ny Faritra Antanetibe Mahazaza, raha araka ny fanazavanโ€™Andriamatoa RAKOTONOMENJANAHARY Louis Firmin, Benโ€™ny Tanana Kaominina Antanetibe Mahazaza. Fomba fanajana nentim-paharazana izy io, ary fanajana ny Ray aman-dreny ety an-tanana.
Ankehitriny, dia notanterahina io fomba nentim-paharazana io, ka natao ifalianโ€™ny be sy ny maro enti-hifanomezan-kasina sy ho fanolorana voninahitra.
Androany 01 Jona 2025 no notanterahina izany SATA-BARY izany, teo aminโ€™ny Kianjabenโ€™ny Kaominina, ka nohafarana nanafana manokana ity lanonam-be ity ny Tarika Rossy.
FAHOMBIAZANA FENO HOANโ€™NY TARIKA ROSSY
Olona amanโ€™aliny no tonga namaly niantso, ka niara-nitotorebika niaraka niaraka taminโ€™ny Tarika Rossy io tolakโ€™andro io.
Natomboka taminโ€™ny hira malefaka nahafantarana ny Tarika ny fotoana, ary narahinโ€™ireo hira tena mamphetsiketsika izay tea mampiavaka anโ€™ity Tarika tsy mety tola ny taona ity.
Nalaina nisaraka ny Mpanakanto sy Mpankafy, nafana ny fiarahana, nitotorebika ny tanana, nampilavalanina ny maso mahita ny hakinganโ€™ireto Mpandihy, sy sora-dihy, nampangoritsina ny sofina tanteraka ny mahare ny rindra-mozika tsofinโ€™olombelna sy tendren-tanana. Ambetin-dresakinโ€™ny maro ny hoe โ€ฆ hafa ihany nama Rossy a !…
Nandritranโ€™ny lanonana no nanoloranโ€™Andriamatoa Benโ€™ny Tanana ny anjara stabary ny Tarika Rossy sy nirariany soa hoanโ€™ity Tarika ngezalahinโ€™ny Madagasikara ity

Related Post

OJM Amoron’i Mania| ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ฐ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐—ž๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ๐—ธ๐—ฒฬ ๐—œ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ-๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฐ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ

Posted by - dรฉcembre 24, 2023 0
๐—™๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—ข๐—๐—  ๐—”๐— ๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—ก’๐—œ ๐— ๐—”๐—ก๐—œ๐—” ๐Ÿ™๐Ÿ‘‰Isaoranay Andriamanitra satria tontosa an-tsakany sy andavany iny hetsika ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ฐ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐˜€ ๐—ž๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ๐—ธ๐—ฒฬ ๐—œ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ-๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฐ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ iny ny…