Analanjirofo Vakoka sy Kolontsaina | Ministera Miasa amin鈥檔y Vakoka

278 0
饾悈饾悁饾悜饾悎饾悡饾悜饾悁 饾悁饾悕饾悁饾悑饾悁饾悕饾悏饾悎饾悜饾悗饾悈饾悗 | 饾悓饾悮饾惂饾惃饾悺饾惒 饾惂饾惒 饾悵饾悽饾惂饾悹饾悮饾惂饾悮 饾悺饾悮饾惁饾惄饾悽饾悵饾悽饾惈饾悮饾惂饾悮 饾悽饾惈饾悶饾惃 饾惎饾悮饾悿饾惃饾悿饾悮 饾惁饾悽饾惉饾惒 饾悮饾惃 饾悮饾惁饾悽饾惂’饾惂饾惒 饾悕饾惃饾惉饾惒 饾悞饾悮饾悽饾惂饾惌饾悶 饾悓饾悮饾惈饾悽饾悶 饾惂饾惒 饾悓饾悽饾惂饾悽饾惉饾惌饾悶饾惈饾悮饾惂’饾惂饾惒 饾悞饾悶饾惈饾悮饾惉饾悶饾惈饾悮 饾惉饾惒 饾惂饾惒 饾悿饾惃饾惀饾惃饾惂饾惌饾惉饾悮饾悽饾惂饾悮
Manampahaizana momba ny vakoka , izay ahitana an’i Louise Haxthausen izay Talen’ny biraom-paritrin’ny UNESCO Afrika Atsinanana sy Julie Rakotoson, Mpandrindra ny Sampana UNESCO eto Madagascar ary ireo mpanao maritrano na ( Architecte) nijery ireo toerana sy ny vakoka izay misy amin’ny Nosy Sainte-Marie .
Amin’ny maha mpitondra tenin’ny Governemanta an’i Ramatoa MARA Volamiranty Donna Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mitsidika ireo foto- drafitrasa izay fanambin’ny Fitondram- panjakana ho fampandrosoana an’i Nosy Sainte Marie misy ireo efa vita eo ihany koa ny mbola nijanona tsy vita hatramin’ny farany ny fanamboarana.
Isan’ny Nosy tsara sy mahasarika mpizahatany i Sainte Marie ary saika fototra ny fampidirambola hoan’ny mponina ny fahatongavany mpitsidika .
Nangonin聽禄i Brudo Raseta

Related Post

FORT-DAUPHIN | AMBOASARY SUD/BETROKA | Nitafa nivantana ny tamin’ireo Ray aman-dreny ara-drazana ny Faritra An么sy

Posted by - octobre 1, 2024 0
FORT-DAUPHIN | AMBOASARY SUD/BETROKA. 饾棛饾棞饾棝饾棓饾棦饾棥饾棓饾棥饾棓 饾棥饾棞饾棓饾棩饾棓饾棡饾棓 饾棫饾棓饾棤饾棞饾棥’ 饾棞饾棩饾棙饾棦 饾棩饾棓饾棳 饾棓饾棤饾棓饾棥- 饾棗饾棩饾棙饾棥饾棳 饾棓饾棩饾棓- 饾棗饾棩饾棓饾棴饾棓饾棥饾棓- Faritra An么sy Hanafy haja ny lanonana ho…

饾棛饾棞饾棫饾棦饾棥饾棗饾棩饾棓饾棥饾棓 饾棓饾棩饾棓-饾棗饾棩饾棓饾棴饾棓饾棥饾棓

Posted by - juin 16, 2025 0
饾悡饾惉饾惒 饾悶饾悿饾悶饾惂饾悮 饾惂饾惒 饾惌饾惉饾惒 饾悷饾悮饾惂饾悮饾悾饾悮饾惂饾悮 饾惂饾惒 饾悷饾惃饾惁饾悰饾悮饾惂-饾悵饾惈饾悮饾惓饾悮饾惂饾悮 饾悿饾悮饾惉饾悮饾悽饾惂’饾悽饾惈饾悶饾惃 饾悺饾悮饾惂饾悮饾惂饾悵饾惈饾悮饾惌饾惈饾悮 饾悁饾惁饾惄饾悮饾惂饾悾饾悮饾悿饾悮 饾悮饾惃 饾悂饾悶饾惀饾惃 饾惉饾惍饾惈 饾悡饾惉饾悽饾惈饾悽饾悰饾悽饾悺饾悽饾惂饾悮 Ny asabotsy faha 14 Jiona teo…