𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 π’πžπ«πšπ¬πžπ«πš 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐊𝐨π₯𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚 | 𝐍𝐚𝐧𝐨𝐧𝐨π₯𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐒𝐬𝐚𝐦𝐩𝐞𝐨 𝐑𝐨𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐚𝐧𝐠𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐊𝐚𝐭𝐨π₯𝐒𝐀𝐚 π’πšπ’π§π­πž 𝐌𝐚𝐫𝐒𝐞

337 0
Feno 188 taona ankehitry ny fiangonana katolika Sainte Marie ary izy no fiangonana katolika nijoro voalohan’ny teto Madagasikara .
Vaindohandrahara sy tanjona tratrarin’ny fitondrampanjakana izay tarihiny Filoha ANDRY Nirina Rajoelina amin’ny alalany Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina VOLAMIRANTY Mara Dona ny fampidirana fiangonana katolika ity anatiny vakoka manerantany Unesco.
Nametra fangatahana ny Pera CurΓ© tamin’ny fandalovan’ny ministra talohanizao ka nangataka fitaovana fanamafisampeo hoan’ny fiangonana tamin’ny fotoana izany ka nanome ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina VOLAMIRANTY Mara Dona ny fitaovana nandritra ny fandalovany izao fitaovana toy ny klavie no nangatahina ary nomena roa sy fanamafisampeo , mikrΓ΅ izay mifanaraka amin’ny filany fiangonana .
Mitohy hatrany ny dingana ary zavadehibe sy tombony hoan’ny fidirambolany mponina ny fahatanterahany fampidirana ny fiangonana ity ho vakoka mba hahasintona ny mpizahatany
Nagonin’ny Brudo Raseta

Related Post

Mandritsara | Voapetraka amin’ny toerany ny Mpampanoa lalΓ na vaovao

Posted by - juillet 7, 2024 0
(𝖡𝗂𝗇𝖺 π—π–Ύπ—…π—ˆ π—‡π—ˆ 𝖾𝗇𝗍𝗂𝗇𝗒 𝗆𝖺𝗇𝖺𝗍𝖺𝗇𝗍𝖾𝗋𝖺𝗄𝖺 𝗇𝗒 π–Ίπ—Œπ–Ίπ—‡π—’) Miompana am𝗂n`ny paikady 3 lehibe ny vinam-pitantanan`ny tonia mpampanoa lalΓ na vaovao eto Mandritsara,…

Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA | Manana vina hampandroso sy hampivoatra ny Fokontany Anosizato Atsinanana, ao anatin’ny Boriboritany faha4.

Posted by - septembre 5, 2024 0
Β« π»π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ β„Žπ‘Žβ„Žπ‘Ž 𝐹𝐾𝑇 π‘€π‘π‘–π‘‘π‘Žπ‘Ÿπ‘–π‘‘π‘–π‘Ž ( 𝐹𝐾𝑇 π‘ƒπ‘–π‘™π‘œπ‘‘π‘’) 𝑛𝑦 πΉπ‘œπ‘˜π‘œπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘Žπ‘˜π‘œ π‘Žβ„Žπ‘œ, π‘ π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘–π‘Ž π‘‘π‘’π‘‘π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘™π‘Žπ‘‘π‘ π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘›β€™π‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘£π‘œπ‘›π‘–π‘˜π‘œ, π‘˜π‘Ž…