๐‚๐„๐† ๐€๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐จ ๐“๐š๐ฅ๐š๐ญ๐š ๐•๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐จ๐ง๐๐ซ๐ฒ: ๐ž๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ ๐Ÿ๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ฏ๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ๐ก๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š

6 0
๐‘ต๐’๐’•๐’๐’Œ๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’‚๐’๐’š 11 ๐‘ฑ๐’๐’๐’‚ 2026 ๐’•๐’‚๐’ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ช๐‘ฌ๐‘ฎ ๐‘จ๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’, ๐‘ฒ๐’‚๐’๐’Ž๐’Š๐’๐’Š๐’๐’‚ ๐‘จ๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’Š๐’—๐’๐’‰๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐‘ป๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’‚ ๐‘ฝ๐’๐’๐’๐’๐’๐’๐’…๐’“๐’š, ๐’๐’š ๐’†๐’‡๐’Š๐’•๐’“๐’‚๐’๐’ ๐’‡๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’•๐’†๐’๐’ ๐’—๐’‚๐’๐’—๐’‚๐’. ๐‘ญ๐’๐’•๐’๐’…๐’“๐’‚๐’‡๐’Š๐’•๐’“๐’‚๐’”๐’‚ ๐’‰๐’†๐’—๐’†๐’“๐’Š๐’๐’‚ ๐’‡๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‘๐’š ๐’ƒ๐’†๐’•๐’”๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’Œ๐’‚๐’๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’โ€™๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’†๐’๐’š ๐’Š๐’‡๐’๐’•๐’๐’๐’š ๐’Š๐’›๐’‚๐’๐’š.
Notanterahina androany, Alakamisy 11 Jona 2026, ny lanonana ofisialy fanokanana ireo efitrano fianarana telo vaovao ao aminโ€™ny CEG Ambolo, ao aminโ€™ny Kaominina Ambanivohitra Talata Volonondry. Ireo fotodrafitrasa sy fampitaovana ireo dia fanohanana avy aminโ€™ny Faritra Analamanga, izay tarihin-dRamatoa ๐‘๐š๐ก๐š๐ซ๐ข๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ง๐š ๐‚๐ฅ๐žฬ๐ฆ๐ž๐ง๐œ๐ž, Lehibenโ€™ny Faritra Analamanga, (mpisolo toerana.)
Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny Solombavambahoaka voafidy tao aminโ€™ny Distrikanโ€™Antananarivo Avaradrano, Andriamatoa ๐€๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐จ๐ฌ๐š ๐€๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ๐š๐ข๐ง๐š. Nandritra ny lahateny nataony, dia nanasongadina izy fa anisanโ€™ny laharam-pahamehana aminโ€™ny fampandrosoana ny fanabeazana ny fanitarana sy fanatsarana ny fotodrafitrasa eny anivonโ€™ny sekoly.
Nambarany fa zava-dehibe ho anโ€™ny ankizy Malagasy ny fisianโ€™ny efitrano fianarana sahaza sy fitaovana manampy aminโ€™ny asa fampianarana.
Naneho fisaorana ireo tomponโ€™andraikitra sy mpanohana ny tetikasa izy, sady nanentana ny mpampiasa ny fotodrafitrasa mba hikajy sy hikojakoja izany, hahafahana mampiasa azy maharitra.
Andrasana fa hitondra ainga vaovao ho anโ€™ny mpianatra sy ny mpampianatra ao aminโ€™ny CEG Ambolo ny fisianโ€™ireo efitrano vaovao ireo. Antenaina ihany koa fa hanatsara ny tontolonโ€™ny fianarana sy hanampy aminโ€™ny fanomezana fahafahana mitovy ho anโ€™ireo ankizy eny ifotony izany.
Tsara marihina fa efa manana Benโ€™ny Tanร na vaovao ny Kaominina Ambanivohitra Talata Volonondry, taorianโ€™ny nahafatesanโ€™ny Benโ€™ny Tanร na teo aloha. Hoentina eto aminโ€™ny gazety Feonโ€™ny Demokrasia aminโ€™ny fotoana manaraka ny antsipirihany mahakasika izany.
Ny fanokanana tahaka izao dia mampahatsiahy fa mbola mitana toerana lehibe aminโ€™ny fampandrosoana ifotony ny fanabeazana.
Rehefa voakajy sy ampiasaina araka ny tokony ho izy ny fotodrafitrasa, dia afaka mitondra vokatra maharitra ho anโ€™ny taranaka sy ny fiarahamonina.
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post