feonydemokrasia

BENENITRA : FAMPANDROSOANA

Posted by - août 30, 2026
Antaonany maro no nijaly amin’ny fisitrahatra herinaratra ny Vahoaka eto antampotanana ny Benenitra satria dia adiny 15 monja no andeha ny jiro hatramizay. Ho voavaha tsy ho ela izany olana…
Read More

STATION THERMALE RANOMAFANA

Posted by - août 20, 2026
Fitantanana, vola miditra ary mpiasa : fanontaniana maro mbola miandry valiny Miteraka adihevitra sy fanontaniana maro ny toe-draharaha misy eo anivon’ny Station Thermale Ranomafana (STR), indrindra taorian’ny nandraisan’ny kaominina anjara…
Read More

𝐁𝐨𝐛𝐨-𝐃𝐢𝐨𝐮𝐥𝐚𝐬𝐬𝐨 : 𝐌𝐩𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚 𝟒𝟎 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐯𝐢𝐭𝐚 𝐟𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐧’𝐡𝐚𝐛𝐚𝐤𝐚𝐛𝐚𝐤𝐚

Posted by - août 13, 2026
Bobo-Dioulasso, 13 Aogositra 2026 — Nifarana androany tao amin’ny Tobim-piaramanidina 210 ao Bobo-Dioulasso ny fiofanana ho an’ny andiany fahenina momba ny Fandrindrana Ara-tetika ny Hetsika An’habakabaka (GATA). Mpiofana 40 avy…
Read More

𝐅𝐀𝐇𝐀𝐌𝐀𝐈𝐙𝐀𝐍’𝐍𝐘 « 𝐁𝐀𝐙𝐀𝐑𝐘 𝐊𝐄𝐋𝐘 » 𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 : 𝐕𝐀𝐑𝐘 𝟔𝟓 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐉𝐈𝐑𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐍𝐈𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐁𝐎𝐈𝐍𝐀

Posted by - août 8, 2026
𝐅𝐀𝐇𝐀𝐌𝐀𝐈𝐙𝐀𝐍’𝐍𝐘 « 𝐁𝐀𝐙𝐀𝐑𝐘 𝐊𝐄𝐋𝐘 » 𝐓𝐎𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 : 𝐕𝐀𝐑𝐘 𝟔𝟓 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐉𝐈𝐑𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐍𝐈𝐀𝐑𝐀𝐌-𝐁𝐎𝐈𝐍𝐀 Taorian’ny hain-trano nitranga tao amin’ny tsena « Bazary Kely » ao Toamasina, ny 02…
Read More

𝐼𝑛𝑠𝑡𝑖𝑡𝑢𝑡 𝐶𝑜𝑛𝑓𝑢𝑐𝑖𝑢𝑠 𝑑’𝐸𝑛𝑠𝑒𝑖𝑔𝑛𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑃𝑟𝑜𝑓𝑒𝑠𝑠𝑖𝑜𝑛𝑛𝑒𝑙 𝑒𝑡 𝑇𝑒𝑐ℎ𝑛𝑖𝑞𝑢𝑒 𝑒𝑡𝑜 𝐹𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑡𝑠𝑜𝑎

Posted by - août 8, 2026
𝐔𝐍𝐈𝐕𝐄𝐑𝐒𝐈𝐓𝐄 𝐅𝐈𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 : 𝟏𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐧𝐢𝐣𝐨𝐫𝐨𝐚𝐧𝐲, 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐈𝐧𝐬𝐭𝐢𝐭𝐮𝐭 𝐂𝐨𝐧𝐟𝐮𝐜𝐢𝐮𝐬. Efa 15 taona no nisian’ny 𝐼𝑛𝑠𝑡𝑖𝑡𝑢𝑡 𝐶𝑜𝑛𝑓𝑢𝑐𝑖𝑢𝑠 𝑑’𝐸𝑛𝑠𝑒𝑖𝑔𝑛𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑃𝑟𝑜𝑓𝑒𝑠𝑠𝑖𝑜𝑛𝑛𝑒𝑙 𝑒𝑡 𝑇𝑒𝑐ℎ𝑛𝑖𝑞𝑢𝑒 𝑒𝑡𝑜 𝐹𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑛𝑡𝑠𝑜𝑎, ka androany 𝟎𝟕 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚…
Read More