Izao vanim-potoanโny fahavaratra izao no fotoana tsara indrindra ambolena hazo ary anaraha-maso sy ikolokoloana ireo zanakazo novolena teo aloha.
Tsy anavahana fa natao ho antsika rehetra ny zanakazo eny aminโny tanin-janakazo manerana ireo Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ary maimaim-poana izy ireo.
Misy ny lamina sy fepetra napetraka ahafahana misitraka maimaim-poana ireo zanakazo ireo ary maro ireo karazan-janakazo azontsika isafidianana amin’izany.
Araho tsara ny torolalana omen’ny teknisianina mahakasika ny fambolen-kazo hampahomby ny ezaka izay ataontsika.
๐ Natsangana eto amin’ny Faritra ary nampahafantarina androany teto amin’ny Lapan’ny Faritra ny fehezan-dalร na handrafetana ny Observatoire de l’Eau ,…