D I S T R I KA B E R O R O HA | lasibatry ny fandalovan’ny andro ratsy Alvaro lasa teo.

478 0
 
πŸ“Œ Kominina Dimy (05) amin’ireo Sivy (09) mandafitra ny Distrikan’i Beroroha no hita fa tena lasibatry ny fandalovan’ny andro ratsy Alvaro lasa teo.
 
πŸ“ŒTafiakatra 1.417 ireo olona tra-boina, rava trano sy tototra ny rano ny tanim-bary tsy afaka manao ny asa aman-draharaha ka mila fanampiana.
 
πŸ“Œ Toha-drano (barrages) miisa efatra (04) kosa no tsy afaka manondraka tanim-boly, tototry ny fasika.
 
πŸ“Œ Mbola miara manangona ireo antotan’isa amin’ireo kominina sy fokotany nandalovan’ny toetrandro Ratsy ny teknisianina avy ao amin’ny PAM sy ny BNGRC, izay notarihan’ny Prefen’i Toliara SOLONDRAZA Arson Theodolin Lydore. sy ny Chef C O col Nambinintsoa.
πŸ”³ Nangonin’i Joachim Ambroise

Related Post

Ady amin’ny famarinan’olombelona sy asa an-tery mifandraika amin’ny fanandevozana

Posted by - novembre 5, 2025 0
𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀 π…π€ππ€π‘π€π‘π€πŽπ“π€ππ€ 𝐓𝐄𝐑𝐀-π“π€ππ˜ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜ ππ€πŒππ€ππ€πŽπ•πˆππ€ 𝐀𝐒𝐀 𝐀𝐍-π“π„π‘πˆπ•πŽπ™πŽππ€ π“π€ππ˜ π‚π€πŒππŽπƒπ†π„ : π‹π„π‡πˆπ‹π€π‡π˜ πˆπ‘π€π˜ π•πŽπ€π’π€πŒππŽπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 ππŽπ‹πˆπ’πˆπŒππˆπ‘π„ππ„ππ€ π€π‘π˜ 𝐄𝐅𝐀 ππˆπƒπŽππŽπŠπ€ π€πŒ-ππŽππ‰π€. Ady…