07:40: AM samedi septembre 19, 2026
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Inona ny vaovao?
    • Fiaraha-monina
    • Fanabeazana
    • Fizahan-tany
    • Toekarena
    • Fanatanjahan-tena
    • Mozika
    • Pôlitika
  • Mahaliana anao ve?
    • Mahaliana
    • Sary indray mipika
    • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Inona ny vaovao?
    • Fiaraha-monina
    • Fanabeazana
    • Fizahan-tany
    • Toekarena
    • Fanatanjahan-tena
    • Mozika
    • Pôlitika
  • Mahaliana anao ve?
    • Mahaliana
    • Sary indray mipika
    • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana

𝐏𝐋𝐀𝐄 𝐕𝐈 – 𝐏𝐀𝐑𝐄 𝐈: 𝐄𝐳𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐡𝐚 𝐚𝐨 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐫𝐢𝐧𝐨𝐫𝐨

Posted by feonydemokrasia - septembre 11, 2026
Nidina ifotony tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ankarinoro, Distrikan’i Fandriana, ny talata 8 septambra 2026, ny…
Read More

Analavory : Nampiseho fa ny fiarovana ny tontolo iainana dia andraikitry ny rehetra!

Posted by feonydemokrasia - août 7, 2026
Notanterahina ny 3 sy 4 Aogositra 2026 tao amin’ny Kaominina Analavory, Distrikan’i Miarinarivo, Faritra Itasy…
Read More

REDD+ : Nahazo famatsiam-bola 39,56 miliara Ariary i Madagasikara noho ny ezaka fiarovana ny ala

Posted by Ra PA - juillet 29, 2026
Nahazo ny famatsiam-bola voalohany mitentina 39,56 miliara Ariary i Madagasikara, vokatry ny fivarotana ireo crédits…
Read More


𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮 : 𝗡𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘀𝗼𝗻𝗶𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮-𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗜𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗢𝗡𝗚 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗬 𝗠𝗔𝗜𝗧𝗦𝗢 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗳𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗯𝗲𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮

Posted by Ra PA - juillet 7, 2026
Dingana iray lehibe amin’ny fanamafisana ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fitantanana maharitra ny…
Read More

PROJET BETSAKA: MIROSO HATRANY AMIN’NY FANADIHADIANA NY FIANTRAIKAN’NY FISIAN’NY FARITRA AROVANA.

Posted by Ra PA - juin 24, 2026
🔴 Samy hafa ny valin’ny fanadihadiana  hita amin’ireo faritra arovana eto Madagasikara araka ny ampahany…
Read More

𝐓𝐀𝐍𝐉𝐎𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎 : 𝐒𝐄𝐓𝐑𝐎𝐊𝐀 𝐌𝐀𝐈𝐍𝐓𝐘 𝐍𝐀𝐍𝐄𝐋𝐈𝐍𝐆𝐄𝐋𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐏𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀, 𝐎𝐑𝐈𝐍𝐀𝐒𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐍𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐃𝐃

Posted by feonydemokrasia - juin 21, 2026
Niditra an-tsehatra avy hatrany ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy — MEDD, taorian’ny…
Read More

Fantatrao ve? Misy fiantraikany amin’ny atmosphère ny fandoroana ala sy ny fanimbana tontolo iainana

Posted by Harinjaka - mai 28, 2026
Rehefa mandoro ala isika, dia tsy ny hazo sy ny zavamaniry ihany no very. Misy…
Read More

FIAROVANA NY TONTOLO IANAINA | fambolen-kazo natao tao Antsirika Ambatondrazaka

Posted by feonydemokrasia - février 22, 2026
Ny 21 febroary 2026, nisy fambolen-kazo natao tao Antsirika Ambatondrazaka, ho an’ny fampandrosoana ny tontolo…
Read More

𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 – 𝗠𝗔𝗡𝗢𝗠𝗕𝗢𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡`𝗡𝗬 𝗗𝗢𝗥𝗢𝗧𝗔𝗡𝗘𝗧𝗬 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡`𝗡𝗬 𝗞𝗔𝗢𝗠𝗜𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗞𝗔𝗟𝗔𝗡𝗗𝗬

Posted by feonydemokrasia - mai 13, 2025
Tapitra ny vanim-potoanan`ny latsak`orana izay nentina nanaraotana nanaovana fambolena zanakazo. Ankatoka fiatrehana maintany izao dia…
Read More

FORT-DAUPHIN | 𝗡𝗬 𝗔𝗟𝗔 𝗩𝗘𝗟𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗔𝗡𝗧𝗢𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗞𝗘𝗛𝗜𝗧𝗥𝗜𝗡𝗬 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗩𝗬

Posted by feonydemokrasia - mai 12, 2025
Soamadebo, Kaominina Ranopiso, Distrika Tolagnaro – FARITRA ANOSY Niara nientana ny Faritra Anôsy izay tarihin’i…
Read More

Pagination des publications

1 2 … 5 Suivant

FACEBOOK

Fantaro izahay !

 

Ny  Feon’ny Demokrasia Malagasy, dia  Gazety an’habaka natsangan’ny vondrona e-fandrai | ifandray, hitanterahana ny vaovao miseho eto an-tanindrazana, tsy manana firehana pôlitika, tsy manavaka atokom-pivavahana,

Fanehoan-kevitra malalaka, atao ao anatin’ny fifanajana : Demokrasia

NY TRANON-KALA

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana