๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐•๐š๐ค๐ข๐ง๐š๐ง๐ค๐š๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š. ๐ƒ๐ข๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐š๐›๐ž ๐ˆ. ๐…๐š๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐ž๐ง- ๐ค๐š๐ณ๐จ. ย ยป ๐“๐š๐ง๐ฃ๐จ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ก๐š๐ซ๐š๐ค๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ฅ๐š ๐š๐ง’๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐šย ยป.

478 0
๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐•๐š๐ค๐ข๐ง๐š๐ง๐ค๐š๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š. ๐ƒ๐ข๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐š๐›๐ž ๐ˆ.
๐…๐š๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐ž๐ง- ๐ค๐š๐ณ๐จ. ย ยป ๐“๐š๐ง๐ฃ๐จ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ก๐š๐ซ๐š๐ค๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ฅ๐š ๐š๐ง’๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐šย ยป.
Ambohipihaonan’ny mpikambana ao amin’ny antoko politika TGV(Tanora MalaGasy Vonona) androany 01 Marsa. Nanatanterahany fambolen- kazo, taom- pambolena 2025 teny amin’ny ยซย Parc de l’Estย ยป eto Antsirabe Ambonivohitra. Zanakazo kesika, kininina oliva, filao ary akasiร .

Nanosika azy ireo ny fahatsapร na fa adidy amin’ny firenena ny mamboly hazo ho fanamaintsoana an’i Madagasikara amin’ny fampitomboana ny ala raha ny nambaran’ny filoha mpitarika TGV Distrika Antsirabe I ary nisafidy ny ย ยป Parc de l’ Estย ยป zareo noho ny maha fitsangatsanganana ny toerana eny.

Ankoatr’izay nankasitraka ireto mpikambana izy tamin’ny voka- pifidianana Distrika Antsirabe I in-3 nisesy natao teto amin’ny Firenena. Nisy ny nofon- kena mitam- pihavanana.
Irariana ny fanaraha- maso sy fikolokoloana ny zana- kazo voavoly ka ho tratra ny tanjonaย ยป Madagasikara rakotra alaย ยป.
Nangonin’i HAJA.

Fambolen-kazonโ€™ny mpandraharahanโ€™ny fonja Vakinankaratra.

Zanakazo 750 fototra misy karazany 6 no novolenโ€™ny mpandraharahanโ€™ny fonja Vakinankaratra tany aminโ€™ny tobim-pamokarana ao aminโ€™ny fokontany Mahandraza kaominina ambanivohitra Andranomanelatra ny zoma teo.Nisy koa ny fiavana ny zanakazo novolena taminโ€™ny taon-dasa ary ny fanosohana ireo zanakazo maty.Nosafidiana ity toerana ity satria atao filamatra ny tobim-pamokaranโ€™ny fonja eto Mahandraza izay mamatsy ny vokatra aminโ€™ny fari-piadidiana Vakinankaratra ary indrindra ny fonjabenโ€™Antsirabe.

RANDRIA Antsirabe

Fambolen-kazonโ€™ny mpikatroka antoko TGV Antsirabe I.

Tany aminโ€™ny Parc de lโ€™Est no natantanterahanโ€™ny mpikatroka aminโ€™ny antoko TGV Antsirabe I ny fambolen-kazony androany.Nosafidiana ity toerana ity hamerenana ny lazany izay naahafantarana ny tanร nanโ€™Antsirabe sady ho fandraisana anjaranโ€™ny antoko aminโ€™ny fiarovana ny tontolo iainana.Natao taminโ€™ity fotoana ity ihany koa ny fankasitrahana ny mpikatroka rehetra taminโ€™ny fandresenโ€™ny antoko TGV Antsirabe I nandritra ny fifidianana nifanesy.Nomarihina taminโ€™ny nofo-kena mita-pihavanana izany.

RANDRIA Antsirabe.

Related Post

๐˜‰๐˜–๐˜•๐˜•๐˜Œ ๐˜ˆ๐˜Š๐˜›๐˜๐˜–๐˜•: ๐™๐˜ผ๐™‚๐™‰๐˜ผ๐™ˆ๐˜ผ๐™๐™Š ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐˜ฟ๐™„๐™Š ๐™‰๐™” ๐™ƒ๐™Š๐™‹๐™„๐™๐˜ผ๐™‡๐™” ๐—–๐—›๐—ฅ๐—ฅ ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ข

Posted by - fรฉvrier 4, 2024 0
ยซ ๐˜›๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ข๐˜ณ๐˜ข-๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ช๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ฐ๐˜ซ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ช๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ยป ๐˜‰๐˜–๐˜•๐˜•๐˜Œ ๐˜ˆ๐˜Š๐˜›๐˜๐˜–๐˜•: ๐™๐˜ผ๐™‚๐™‰๐˜ผ๐™ˆ๐˜ผ๐™๐™Š ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐˜ฟ๐™„๐™Š ๐™‰๐™” ๐™ƒ๐™Š๐™‹๐™„๐™๐˜ผ๐™‡๐™” ๐—–๐—›๐—ฅ๐—ฅ ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ข   ๐—”๐˜€๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐Ÿฌ๐Ÿฏ.๐Ÿฌ๐Ÿฎ.๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฐ…