Nitarika izany ny fitaleavam-paritry ny serasera sy ny kolotsaina ary ny Fitaleavam-paritry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena Amoron’i Mania
Zana-kazo kininina mena maherin’ny 500 no novolena
Nosafidiana ny toerana noho izy mirakitra ny tantaran’ny tร nanan’Ambositra sy noho izy vakoka mitahiry ny kolon-tsaina
Ho fiarovana ny tontolo iainana, fanamarihana ny andro iraisam-pirenena hoan’ny radio, fampiroboroboana ny kolontsaina; ireo no antony nisafidianana ny andron’ny 12 Febroary ny toerana Andraimbe hoy ny DRCC Atoa Jean Aime Nomenjanahary
Nanotrona ny hetsika ny solotena avy amin’ny VPAN Faritany Fianarantsoa Rtoa RAMANGASON Liva Oelisoa, teo ihany koa ny fianalaviam-ben’ny Radio teto Ambositra
Ankoatra asa fiarovana ny vahoaka amin`ny adavanandro dia manao ezaka koa ny Polisim-pirenena miaro ny tontolo iainana. Niara-nientana ny fianakaviam-ben`ny…
Nanatanteraka famelabelaran-kevitra mahakasika ny ala honko,sy ny tombotsoa azo avy aminy ireo mpianatra avy ao amin’ny ISSEDD ,Universitรฉ de Toamasina.…
Mirongatra izay tsy izy ny trangana dorotanety ato anatin`ny distrikan`i Mandritsara. Manoloana tranga io dia tsy arenesam-peo ny tompon`andraikitra hoy…