TSY FANDRIAMPAHALEMANA NAHARATRANA OLONA MIVADY

405 0
🔶Olona mivady no maratra mafy Ary Mbola Manaraka fitsaboana ao Amin’ny hôpital Ampasimanjeva hatramin’izao
, ity farany Zay niseho tao Madiny Iakorana, Fokotany Ampatsy, kaominina Ambanivohatra Anteza Distrikan’ny Manakara ny 07 febroary 2025 lasa teo.
🔶Andrasana moa ny tohiny fanadihadihana mahakasika ity tranga ity raha nambarany lehiben’ny Borigadin’ ny Zandary ao SAHASINAKA.
Manampy trotraka ny halavirana lavitra Dia lavitra sy haratsiany fifandraisana tambazotra ( réseau ) any an-toerana ka isany manahirana ny fomba ahenoana ny zavamisy sy hanaovana famotorana .

Related Post

B I A N C O TOLIARA

Posted by - décembre 10, 2023 0
B I A N C O TOLIARA 20 Taona androany no nanaovana ny fifanarahana Iraisam-pirenena entina hiadiana amin’ny kolikoly.  …