๐…๐Ž๐‘๐“-๐ƒ๐€๐”๐๐‡๐ˆ๐ | ๐…๐ˆ๐•๐Ž๐‘๐ˆ๐€๐๐€ ๐…๐ˆ๐“๐€๐ƒ๐ˆ๐€๐•๐€๐Œ-๐๐€๐‡๐€๐Ž๐‹๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐€๐Œ๐ˆ๐๐€๐๐€ ๐…๐Ž๐Œ๐๐€ ๐…๐ˆ๐€๐’๐€ ๐Œ๐€๐‡๐Ž๐Œ๐๐˜ ๐ˆ๐€๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐ƒ๐Ž๐‘๐Ž ๐“๐€๐๐„๐“๐˜ ๐’๐˜ ๐ƒ๐Ž๐‘๐Ž ๐€๐‹๐€-๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐๐Žฬ‚๐’๐˜

108 0
Mihamahazo vahana teto anivon’ny Faritra Anรดsy ny doro tanety sy doro ala nandritra ny faraparan’ny taona 2024 sy amin’izao fiandohan’ny taona 2025 izao.
Manoloana izany dia nanatanteraka fivoriana maika tamin’ny alalan’ny fifandraisana ampitain-davitra ,niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra ;
Ireo teknisianina tarihin’ny Tale Jeneralin’ny BNGRC : Gรฉnรฉral ELACK Olivier ;
Ireo ekipan’ny Ministeran’ny tontolo iainana sy fampandrosoana lovainjafy;
Ireo tompon’andraikitra avy eto an-toerana mpikambana ao amin’ny CRGRC(Comitรฉ Rรฉgionale de Gestion des Risques et de Catastrophes);
Ny Governoran’ny Faritra Anรดsy Voahary RAKOTOVELOMANANTSOA,
Ny Lehiben’ny Fileovan’i Tolagnaro,
Ireo mpikambana ao amin’ny FDS (Hery Fiarovana sy Filaminana) ary ireo mpamonjy voina,
Ireo Talem-paritra isan-tsokajiny sy ireo mpiara-miombon’antoka rehetra singanina manokana amin’izany ny orin’asa QMM Rio Tinto.
Nifantoka tamin’ny fitadiavam-bahaolana sy fandaminana fomba fiasa mahomby iadiana
amin’ny doro ala sy doro tanety ny dinika nifanaovana ka voaresaka nandritra izany :
– Ny samy handraisan’ny isan’ambaratongany andraikitra araka izay tandrify azy,
– Ny fanaovana tatitra mazava sy haingana isan’ambaratongany avy,
– Ny fampitaovana mifandraika amin’ny filan’ireo hery velona aty ifotony iadiana amin’ny doro tanety.
Hatsangana ato anatin’ny fotoana fohy ihany koa ny Ivotoerana ho fanarahamaso sy handray anjara amin’ny fanetsehana ireo hery velona miady amin’ny dorotanety.
Nangonin’i AARRONE KENNEDY
๐Ÿ“ท Faritra Anรดsy

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…

๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐•๐š๐ค๐ข๐ง๐š๐ง๐ค๐š๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š. ๐ƒ๐ข๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐š๐›๐ž ๐ˆ. ๐…๐š๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐ž๐ง- ๐ค๐š๐ณ๐จ. ย ยป ๐“๐š๐ง๐ฃ๐จ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ก๐š๐ซ๐š๐ค๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ฅ๐š ๐š๐ง’๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐šย ยป.

Posted by - mars 1, 2025 0
๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐•๐š๐ค๐ข๐ง๐š๐ง๐ค๐š๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š. ๐ƒ๐ข๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐š๐›๐ž ๐ˆ. ๐…๐š๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐ž๐ง- ๐ค๐š๐ณ๐จ. ย ยป ๐“๐š๐ง๐ฃ๐จ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ก๐š๐ซ๐š๐ค๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ฅ๐š ๐š๐ง’๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐šย ยป. Ambohipihaonan’ny mpikambana ao amin’ny antoko politika…

๐Œ๐„๐๐€๐๐„ ; ๐Ž๐๐† ๐’๐€๐‡๐ˆ ๐“๐‘๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐Ÿ—๐Ÿ•% ๐“๐€๐๐‰๐Ž๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐€๐ƒ๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐“๐€๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐€๐Š๐€

Posted by - novembre 15, 2024 0
๐‘ต๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’•๐’“๐’Š๐’Œโ€™๐’‚๐’”๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’›๐’‚๐’š ๐’๐’‚๐’•๐’‚๐’ ๐’•๐’‚๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’•๐’†๐’๐’ ๐’—๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ถ๐‘ต๐‘ฎ ๐‘บ๐‘จ๐‘ฏ๐‘ฐ ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’‚๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚ 15 ๐‘ต๐’๐’—๐’†๐’Ž๐’ƒ๐’“๐’† 2025 ๐’Œ๐’‚…