๐…๐ˆ๐…๐€๐๐ˆ๐๐€๐๐€ ๐‡๐ˆ๐€๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‡๐Ž ๐™๐€๐˜ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž-๐ƒ๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐‹๐ˆ๐†๐˜ ๐•๐€๐Š๐ˆ๐๐€๐๐Š๐€๐‘๐“๐‘๐€ ๐“๐€๐‘๐€๐๐‰๐€ ๐๐€๐’๐Š๐„๐“ ๐๐€๐‹๐‹

306 0
๐…๐ˆ๐…๐€๐๐ˆ๐๐€๐๐€ ๐‡๐ˆ๐€๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‡๐Ž ๐™๐€๐˜ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž-๐ƒ๐€๐Š๐€ ๐๐˜ ๐‹๐ˆ๐†๐˜ ๐•๐€๐Š๐ˆ๐๐€๐๐Š๐€๐‘๐“๐‘๐€ ๐“๐€๐‘๐€๐๐‰๐€ ๐๐€๐’๐Š๐„๐“ ๐๐€๐‹๐‹ | ๐๐˜ ๐“๐Ž๐„๐“๐‘๐€ ๐‘๐€๐“๐’๐˜ ๐‡๐€๐…๐ˆ๐“๐’๐Ž๐Š๐˜ ๐๐˜ ๐Œ๐๐ˆ๐“๐’๐€๐‘๐€ ๐๐Ž ๐‡๐€๐๐ˆ๐Œ๐๐€ ๐๐˜ ๐‹๐€๐‹๐€๐Ž
—-
Notanterahina ny alahady 26 Mail, 2025 lasa teo, tao aminโ€™ny Gymnase Vatofotsy ny fifaninana hiadiana ny ho zay tompo-daka ny Ligy Vakinankartra taranja Basket ball, sokajy lehilahy.
Ity lalao famaranana ity, izay nikatrohanโ€™ny FFPRO-BVTM sy ny ANKATRA. Samy nanao izay fara-heriny sy fahai-manao hanany ny roa tonta mba hibatana ny fandresena, noho izany indrindra dia nisy fahadisoana goavana niseho teny ankianja, ka naharatrana ny Mpilalaonโ€™ny ekipa FFPRO BVTM nanoloana ny ekipa ANKARATRA.
Noho io ratra sy dona mafy nianjady taminโ€™ity mpilalao ity, dia voatery nahiditra hopitaly mihitsy ny lehilahy, ary araka ny voalazanโ€™i Mr Didy ALFA izay mpitarika ity ekipa FFPRO BVTM ity dia mbola eny aminโ€™ny hopitaly io mpilalao io hatraminโ€™izao ora hanoratanay izao.
Araka ny fanambaranโ€™ny mpitarika ity ekipa ity ihany, dia misy ihany koa ny fitongilalana nataonโ€™ireo mpitsara, indrindra fa ny mpitsara, izay tranga tena nampalahelo azy indrindra, ary noalzainy fa ho simba ny hoavinโ€™ny basket-ball eto vakinankaratra raha izao no ๐ญ๐จ๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ซ๐š๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐š๐Ÿ๐ข๐ญ๐ฌ๐จ๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š.
Noho izany indrindra no itondrany fitarainana hoanโ€™y Mpitantana ny Ligy Basket-ball eto Vakinankaratra. Ankoatrโ€™izay, dia nilaza ny tsy hilefitra aminโ€™izao toe-javatra izao ny tenany.
Arahin-tsika eto ny tohiny โ€ฆ
Nangonin’i Lay Mahitsy

Related Post

๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐š๐ฎ๐ฑ

Posted by - janvier 9, 2024 0
๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ — Anisany nanamarika ny famaranana ny taona 2023 lasa teo, teto aminโ€™ny Kaominina…