Tanora maherin’ny 400 avy amin’ireo Faritra mandrafitra ny Faritany Toliara teo aloha no mifamotoana eto mandritra ny telo andro izay hisitraka fiofanana Fahaiza-mitarika sy Fandraraharahana ary Fampandrosoana.
Tonga nanokatra izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Moustapha MARSON sy ny Solontena maharitry ny PNUD eto Madagascar, Edouard Christow, mpiara-miasa koasa ny UNICEF sy ny UNFPA ka ny tetikasa Fihariana izay eo ambany fiahian’ny Fiadidian’ny Repoblika no miantoka ny fanofanana ireto tanora ireto.
Tomponandraikitra amin’ny ho fampandrosoana an’i Madagascar ireo tanora ary miantoka ny hoavin’ny tsirairay.
Nanotrona ny lanonana teto ny Ben’ny Tanana mpisolo toerana Toliara Ambony vohitrin’i Toliara Jacques Γlie Lamarre sy ny Solombavambahoakan’i Ampanihy Andrefana TSARADIA Marco
β Isany veliranon’ny filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina ny fametrahana ny fandriam_pahalemana maharitra eto Madagasikara ka ho an’ny distrikan’ny Miandrivazo dia…
Antananarivo β Nambaranβny fomba ofisialy ny fitsanganany ny Vovonana TAFF Mada (Tanora Antoky ny Fanavaozana sy ny Fampandrosoana anβi Madagasikara),…