๐…๐ˆ๐€๐‘๐Ž๐•๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐“๐Ž๐๐“๐Ž๐‹๐Ž ๐ˆ๐€๐ˆ๐๐€๐๐€ | ๐™๐€๐๐€๐Š๐€๐™๐Ž ๐Œ๐ˆ๐ˆ๐’๐€ ๐Ÿ๐Ÿ“๐ŸŽ๐ŸŽ ๐…๐Ž๐“๐Ž๐“๐‘๐€ ๐๐Ž ๐•๐Ž๐€๐“๐’๐€๐“๐Ž๐Š๐€ ๐“๐€๐๐˜ ๐Œ๐€๐๐“๐€๐’๐Ž๐€

273 0
Nanao rodobe nanatanteraka fambolen-kazo tany aminโ€™ny Kaominina Mantasoa, Faritra Analamanga ny Fianakaviam-be ny Ministeranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina ny faha 21 Febroary 2023.
Tonga nitarika izany ny Minisitra Mara Volamiranty Donna, notronโ€™ireo mpiasa marobe eto anivonโ€™ity Ministera ity, fa ankoatrโ€™azy ireo, dia marobe ihany koa ny Fikambanana, Olon-tsotra, Mpanakanto, Mphira Gasy nanatevin-dahaharana ity fambolen-kazo ity.
Hita nanatanteraka ny adidiny hoanโ€™ny Tanindrazana teny ihany koa ny Eipanโ€™ny OJM sy ireo Mpanao Gazety aminโ€™ny hainovakijery marolafy, izay notarihinโ€™ny Filoha Monica HARIMBOLA RASOLOARISON.
Natao indrindra ho fitsinjovana ireo taranaka any aorina sy ho fiarovana ny tontolo iainana izay hita fa efa miha simba hatrany no antonโ€™izao fambolen-kazo izao, hoy ny filazanโ€™ireo sendra tafaresaka taminay.
Tiana ny mana-marika fa zanakazo miisa 2500 fototra no voatsatoka taminโ€™ity rodobe ity, ary tsy hijanona aminโ€™ny fanatsatohana ihany fa hojerena akaiky ny fikarakarana azy ireo, araka ny nambaranโ€™Andriamatoa Benโ€™ny Tanana ny Kaominina Mantasoa

Related Post

Faritra Amoron’i Mania | nokoloina ireo zanaka hazo voavoly

Posted by - mai 11, 2025 0
๐…๐ˆ๐“๐€๐‹๐„๐€๐•๐€๐Œ-๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐“๐Ž๐๐“๐Ž๐‹๐Ž ๐ˆ๐€๐ˆ๐๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐๐€ ๐‹๐Ž๐•๐€๐ˆ๐-๐‰๐€๐…๐˜ ๐€๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐’๐ˆ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐€ ๐‘ต๐‘จ๐‘ป๐‘ถ๐‘ด๐‘ฉ๐‘ถ๐‘ฒ๐‘จ ๐‘ป๐‘จ๐‘ด๐‘ฐ๐‘ต’๐‘ต๐’€ ๐‘ญ๐‘ถ๐‘ด๐‘ฉ๐‘จ ๐‘ถ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘บ๐‘ฐ๐‘จ๐‘ณ๐’€ ๐‘ต๐’€ ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ๐‘ฒ๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ต๐’€ ๐‘ฏ๐‘จ๐’๐‘ถ ๐‘ฝ๐‘ถ๐‘จ๐‘ฝ๐‘ถ๐‘ณ๐’€ แดขแดแดแด€…