๐ ๐ข๐ฅ๐ข๐ก๐๐๐ฉ๐ : ๐ก๐๐๐ฉ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ก๐๐ฅ๐ข ๐๐ฅ๐๐๐ฆ๐๐ -๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐๐ฅ๐ข๐๐ซ-๐ฅ๐ข๐จ๐๐
Notanterahina tamim-pomba miavaka teto Morondava androany 8 Mai ny fankalazana ny Andro isaisam-pirenena ho an’i Croix-rouge sy Croissant rouge. Hetsika lehibe nampivondrona ireo mpikambana sy mpiasanโny Croix-Rouge avy aminโireo distrika maro manerana ny faritra Menabe izany. Nosantarina taminโny filaharana lehibe namakivaky ny tanร nanโi Morondava ny fotoana. Nandray anjara taminโizany ireo delegasiona avy any Morondava, Belo




