FOKONTANY MIISA 3 NO INDRAY DOBO-DRANO

674 0

Fantatra fa hatramin’ny anio, dia Fokontany miisa 3 no indray dobo-drano, ao amin’ny Kaominina ambonivohitr’i Morondava.

Raha ny  fijerin’ny mponina  dia vokatry ny fanotorana tany sesilany atao ato anatin’ity Renivohitr’i Menabe ity no antony mahatonga izany, ka mitarika rano tsy ahita hivoahany intsony.

Tokony hojerena akaiky ihany ity fanotorana tany sesilany ity, satria araka ny filazan’ny mponina dia misy ireo Mpanambola manampatra ny fahefana hananany, ka manototra ny toerana izay tsy tokony hototofana, koa tsy mahagaga raha mitranga izao fihandronan’ny rano izao.

Noho izany dia mila vonjy i Morondava!!

Nangonin’i BevΓ΄maso

[NPG id=4328]

 

Related Post

π…π’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš π“πŒπŒ πŸ“πŸŽπŸ | 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐨𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π‚π’ππŸ π“πšπ§πšπ¦π›πšπ¨ π•πžπ«π«πžπ«π’πž

Posted by - juillet 13, 2024 0
π…π’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš π“πŒπŒ πŸ“πŸŽπŸ | 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐨𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π‚π’ππŸ π“πšπ§πšπ¦π›πšπ¨ π•πžπ«π«πžπ«π’πž —- Toamasina: Nahazo tombony ny vahoaka ao Tanambao…