𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐌𝐞𝐧𝐚𝐛𝐞 𝟑𝟏,𝟑𝟐 𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐣𝐚𝐭𝐨𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐯𝐨𝐚𝐟𝐨𝐧𝐣𝐚 𝐧𝐨 𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐥𝐞𝐟𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐳𝐲

Posted by - janvier 16, 2024

  Ahitana fonja lehibe telo ato amin’ny faritra Menabe fa ny roa ihany no efa miasa Dia ny maisons centrale ao Miandrivazo sy Morondava raha mbola miandry ny fitokanana azy kosa ny maisons centrale ao Belo sur Tsiribihina.   Miisa 929 ireo voafonja ato Menabe raha ny daty nanomezan’ny filohan’ny repoblika andriamatoa Andry Rajoelina fanalefahan-tsazy

16 ANDRO IARAHA-MIENTANA AMIN’NY ADY AMIN’NY HERISETRA TRATRA NY TANJONA HO AN’NY MENABE

Posted by - décembre 11, 2023

Toin’ny faritra rehetra dia nankalaza ny andro 16 andro iaraha-mientana amin’ny ady atao amin’ny herisetra ny tato amin’ny faritra Menabe izay niarahan’ny fitaleovam-paritry ny mponina sy ny serasera ary ny tanora sy ny fanatanjahan-tena izay notohanan’ny USAID Acces s sy ny Orange Madagascar ary ny Snack Bar RIOTSY. Maro ny hetsika natao izay nosantarina tamin’ny

Ben’ny tanana ny Kaominina Ambanivohitra Analaiva |Nanao herisetra tamin’ny mpanao gazety

Posted by - novembre 13, 2023

Fitarainana mikasika herisetra amin’ny mpanao gazety Ity ben’ny Tanana eto amin’ny sary ity dia ben’ny tanana ny kominina Ambanivohitry Analaiva nampanatena ny olona tao amin’ny kaominina izay hanatrika ny propagande ety Morondava dia mahazo tee-shirt sy vola ary hiatohana ny transport saingy efa hatramin’ny 00h20 mbola eo amin’ny banky Bfv ireo olona maro nahita izany

Morondava sahirana ireo mpaka fisotroan-dronono

Posted by - novembre 10, 2023

Tara vao tonga ireo missionaries ka niteraka fahasahiranana sy savorovoro teo amin’ny trésor Morondava androany, nisy efa tamin’ny 4 ora sasany maraina no naka laharana saingy nasaina nody ny atoandro fa nisy olana ny fiara ireo missionaries ka mety tsy ho tratra androany saingy niaritra teo ihany ireto zoky olona satria na saran-dalana hodiana aza