๐—•๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ๐—ป’i ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ  ๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ ;๐…๐š๐ก๐จ๐ฆ๐›๐ข๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐ก๐จ ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ฉ๐š๐ค’๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ฏ๐จ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐š๐ง๐ญ๐ข๐š๐ง๐š

241 0

โœ…Androany no andro voalohany ho an’ny fampirantiana izay ataon’ny bank’i foiben’ny Madagasikara eto Morondava ka hita nandritrin’ny fandalonavana teny an-toerana moa fa Fahombiazana tanteraka ny tapak’andro maraina ny andro voalohany satria tamin’ny 11 ora dia efa tafaka 300 ireo mpitsidika izay hita fa liana tanteraka ary nahitana sokajin’olona maro indrindra fa ny ankizy sy tanora ary olon-dehibe ,
Nilaza moa i Frรฉdรฉric avy ao Tsimavaobe mpianatry ny ISCM Morondava fa isany nahaliana azy ny fivoahan’ny vola eto Madagasikara sy ny sandam-bola ary ny fivoahan’ny banky foiben’i Madagascar izay manaraka ny toetr’andro toin’ilay fanehoana ilay E-Ariary ka mankasitraka ny banky foiben’i Madagascar tamin’izao izy satria nafantarana ny hasarobisin’ny vola sy ny fikojakojana ny vola ilay fampirantiana ary hirariany ny hisian’izao matetika mba ho fampatsahivana ny olona satria maro ireo manimba vola ao koa ireo fanararaotana ataon’ny sasany eo amin’ny takalo ara-bola lasa voambaka ireo tsy mahay ka tokony ho velarina izao hetsika izao hoy izy ary tokony hisy ny fampafantarana amin’ny haino aman-jery sy tambazotran-tserasera rehetra.
โœ๏ธRA PA

Related Post

๐“๐ž๐ญ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š ยซย ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ข๐ซ๐š๐ฒย ยป

Posted by - fรฉvrier 28, 2024 0
Natomboka tao amin’ny EPP Tsimavaobe ao Morondava androany ny fambolen-kazo ao anatinโ€™ny tetikasa โ€œ๐—จ๐—ป รฉ๐—นรจ๐˜ƒ๐—ฒ, ๐—จ๐—ป ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฒโ€ izay nanentananโ€™IOโ€™RENALA ny…

SEKOLY AMBONY KATOLIKA ASJA MORAMANGA

Posted by - octobre 1, 2024 0
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy n’y Alatsinainy faran’ny volana septambra teo ny ยซย universitรฉ catholique ASJA Moramangaย ยป, sekoly Ambony eo ambanin’ny fiahian’i…