JIRAMA MORONDAVA : TSISY MISY JIRO FA LANY SOLIKA

203 0

๐Ÿ“Œ Tapaka nanomboka androany Alarobia 24 Janoary 2024 sahabo tamin’ny 03  ora Tolak’andro teo  ny Jiro manerana ny tananan’i Morondava nohon’ny tsy fisian’ny solika ary mbola tsy fantatra ny hiverenan’ny jiro,  fa kosa  ny rano dia mandeha tsara toy ny andavan’andro ihany.

๐Ÿ“Œ Fantatra fa efa miezaka mitady vahaolana ihany ireo tomponandraikitra rehetra eto Morondava izay notarihin’Andriamatoa Rafidison Fidรจle niaraka tamin’ny teo anivon’ny JIRAMA saingy tsy nahita vahaolana noho izany dia  hanao tatitra any amin’ny fitondrana foibe izay hiandrasana  ny vahaolana avy any amin’ity farany ,

๐Ÿ“Œ Hatreto  anefa dia mbola tsy hay hoe rahoviana vao hiverina ny Jiro hoan’ny tananan’i Morondava, ny tena ahiana hoy ny Mponina izay velona ahiahy dia hanararaotra hanao ny asany ireo Jiolahy sy tonta kely ka hiteraka tsy fandriam-pahalemana izay efa mampikaikaika sy tsy maha mandry tsy lavoloha ny vahoaka.

๐Ÿ“Œ Andrasana am-pitoniana ny valiny.

๐Ÿ†” Nangonin’i Ra Pa – Menabe

 

Related Post

DISITRIKA NY BENENITRA

Posted by - janvier 18, 2025 0
Tontosa androany ny Fambolen-kazo ato Faritra Atsimo Andrefana ka nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany teto amin’ny Disitrika ny Benenitra .…

๐Œ๐Ž๐‘๐Ž๐๐ƒ๐€๐•๐€ : ๐๐€๐Œ๐๐€๐…๐€๐๐“๐€๐‘๐ˆ๐๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐€๐๐˜ ๐๐˜ ๐•๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐ƒ๐ˆ๐‡๐€๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ ๐ˆ๐™๐€๐˜ ๐๐€๐“๐€๐Ž๐’๐๐˜ ๐‚๐‘๐Ž๐ˆ๐— ๐‘๐Ž๐”๐†๐„ ๐‡๐ˆ๐€๐“๐‘๐„๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‘๐ˆ๐•๐Ž-๐ƒ๐Ž๐™๐€

Posted by - fรฉvrier 14, 2025 0
๐‘ต๐™–๐’•๐™ค๐’๐™ค๐’•๐™ง๐’‚ ๐’‚๐™ฃ๐’…๐™ง๐’๐™–๐’๐™ฎ ๐™ฉ๐’‚๐™ค ๐™–๐’Ž๐™ž๐’’๐’๐™ฎ ๐™๐’๐™ฉ๐’†๐™ก๐’š ๐‘ฝ๐™€๐’๐™Š ๐˜ฝ๐‘ฌ๐˜ผ๐‘ช๐™ƒ ๐’๐™ฎ ๐™ซ๐’๐™ ๐’‚๐™ฉ๐’“๐™ฎ ๐™ฃ๐’š ๐’‡๐™–๐’๐™–๐’…๐™ž๐’‚๐™๐’‚๐™™๐’Š๐™–๐’๐™– ๐™ž๐’›๐™–๐’š ๐’๐™–๐’•๐™–๐’๐™ฃ’๐™ฃ๐’š ๐‘ช๐™ง๐’๐™ž๐’™ ๐’“๐™ค๐’–๐™œ๐’† ๐‘ด๐™–๐’๐™–๐’ˆ๐™–๐’”๐™ฎ ๐™ข๐’Š๐™ ๐’‚๐™จ๐’Š๐™ ๐’‚ ๐’๐™ฎ ๐™›๐’Š๐™–๐’•๐™ง๐’†๐™๐’‚๐™ฃ๐’‚ ๐’๐™ฎ…

Commune Sabotsy Namehana| Voatolotra ny Lakilen’ny FKT Tsarafara

Posted by - juillet 8, 2024 0
๐๐€๐“๐Ž๐‹๐Ž๐“๐‘๐€ ๐€๐โ€™๐ˆ ๐‘๐€๐Œ๐€๐“๐Ž๐€ ๐…๐ˆ๐‹๐Ž๐‡๐€๐โ€™๐๐˜ ๐…๐Ž๐Š๐Ž๐๐“๐€๐๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐‹๐€๐‡๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐๐ˆ๐‘๐€๐Ž๐Œ-๐๐Ž๐Š๐Ž๐๐“๐€๐๐˜ ๐„๐“๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐Š๐“ ๐“๐’๐€๐‘๐€๐…๐€๐‘๐€ Maso niara-nijery satria nibaribary tahaka ny tafika andrefan-tanana…