Nahazo Fampitaovana sy trano fitsaboana ny tanoran’ny Morondava

Posted by - fรฉvrier 5, 2024

๐Ÿ“Œ Nandritrin’ny fandalovan’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena Andriamatoa Haja Resampa sy ny mpandrindra ny UNFPA eto Madagasikara ramatoa Josiane Yaguibo teto Morondava dia nisy ny fznaovan_tsonia ny fiarahamiasa eo amin’ny ministeran’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena andaniny sy ny FISA Madagasikara ankilany izay mirakitra ny fananganana trano fitsaboana hisahana ny fahasalamana aram-pananahan’ny tanora, izay

JIRAMA MORONDAVA : TSISY MISY JIRO FA LANY SOLIKA

Posted by - janvier 24, 2024

๐Ÿ“Œ Tapaka nanomboka androany Alarobia 24 Janoary 2024 sahabo tamin’ny 03  ora Tolak’andro teo  ny Jiro manerana ny tananan’i Morondava nohon’ny tsy fisian’ny solika ary mbola tsy fantatra ny hiverenan’ny jiro,  fa kosa  ny rano dia mandeha tsara toy ny andavan’andro ihany. ๐Ÿ“Œ Fantatra fa efa miezaka mitady vahaolana ihany ireo tomponandraikitra rehetra eto Morondava

Morondava : Nozarainy fitaom-pidiovana ireo sekoly ho fisorohana ny valan-aretina conjonctivite bactรฉrienne

Posted by - janvier 19, 2024

๐Ÿ“Œ  Ho fisorohana ny valan-aretina conjonctivite bactรฉrienne izay areti-maso miparitaka tato ato dia nanao hetsika ny avy eo anivon’ny fitaleovam-paritry ny rano fidiovana sy fanadiovana ka nanao fanentanana sy nizara fitaom_pidiovana izay nahitana savony sy Gel main ary siny fasiana rano, tsy hanavahana hoy ny talem-paritry ny rano fidiovana sy fanadiovana Menabe na sekoly miankina

FOKONTANY MIISA 3 NO INDRAY DOBO-DRANO

Posted by - janvier 17, 2024

Fantatra fa hatramin’ny anio, dia Fokontany miisa 3 no indray dobo-drano, ao amin’ny Kaominina ambonivohitr’i Morondava. Raha ny  fijerin’ny mponina  dia vokatry ny fanotorana tany sesilany atao ato anatin’ity Renivohitr’i Menabe ity no antony mahatonga izany, ka mitarika rano tsy ahita hivoahany intsony. Tokony hojerena akaiky ihany ity fanotorana tany sesilany ity, satria araka ny

FIFIDIANANA TOKONY NAVERINA NEFA TSY NAVERINA MITAKY NY VOLANY IREO KANDIDA

Posted by - janvier 17, 2024

๐Ÿ“Œ Isan’ireo kaominina vitsivitsy tokony hamerina ny fifidianana ben’ny tanana farany teo ny kaominina ambonivohitry Morondava saingy tapitra ihany ny fitoam-pitondran’ireo ben’ny tanana izay niara nofidiana tamin’izany saingy tsy nisy ny fanatanterahina ny didy izay navoakan’ny fitsarana fa dia ben’ny tanana mpisolo toerana no nitondra hamin’ny nametrahan’ny ben’ny tanana fialana satria isan’ireo nilatsaka ho fidiana

Hay trano mahatsiravina no niseho teto Morondava

Posted by - janvier 17, 2024

๐Ÿ“Œ Morondava nitrangana haitrano vokatry ny herinaratra indray Trano efatra no ravan’ny afo io maraina io teto amin’ny kaominina ambonivohitry Morondava trano fisakafoanana ny iray, tranom-barotra ny iray sy trano fianarana mamily fiara-kodia ny iray izay niaraka tamin’ny biraony , marihina moa fa io ihany no mba fianarana fiara-kodia ato Menabe,ary ny biraon’ny tantsoroka zo

16 ANDRO IARAHA-MIENTANA AMINโ€™NY ADY AMINโ€™NY HERISETRA TRATRA NY TANJONA HO ANโ€™NY MENABE

Posted by - dรฉcembre 11, 2023

Toinโ€™ny faritra rehetra dia nankalaza ny andro 16 andro iaraha-mientana aminโ€™ny ady atao aminโ€™ny herisetra ny tato aminโ€™ny faritra Menabe izay niarahanโ€™ny fitaleovam-paritry ny mponina sy ny serasera ary ny tanora sy ny fanatanjahan-tena izay notohananโ€™ny USAID Acces s sy ny Orange Madagascar ary ny Snack Bar RIOTSY. Maro ny hetsika natao izay nosantarina taminโ€™ny

Ben’ny tanana ny Kaominina Ambanivohitra Analaiva |Nanao herisetra tamin’ny mpanao gazety

Posted by - novembre 13, 2023

Fitarainana mikasika herisetra amin’ny mpanao gazety Ity ben’ny Tanana eto amin’ny sary ity dia ben’ny tanana ny kominina Ambanivohitry Analaiva nampanatena ny olona tao amin’ny kaominina izay hanatrika ny propagande ety Morondava dia mahazo tee-shirt sy vola ary hiatohana ny transport saingy efa hatramin’ny 00h20 mbola eo aminโ€™ny banky Bfv ireo olona maro nahita izany