MAROANTSETRA : RAIM-PIANANKAVIANA IRAY MATY NILATSAHAM-POTAKA.

167 0
 MAROANTSETRA : RAIM-PIANANKAVIANA IRAY MATY NILATSAHAM-POTAKA.
🚫 Lehilahy iray 59 taona no Maty nilatsaham-batra tao Vodivohitra -Voloina-Maroantsetra ny omaly hariva 9 janoary 2024.
🛑 Raha ny fanazavan’ny vadiny,nde hiasa sy hijery voly vary no nialany tao antrano ary tomady tsara ny lehilahy kanefa izao vantana mangatsika izao no niverina ny tokantranon’izy ireo.
⛔ Rehefa nikija ny orana dia namonjy nialoka tambanina hazo lehibe ity lehilahy ity ary teo no nisitoman’ny varatra azy.
📌Efa Tonga teny an-toerana ny zandary sy ny mpitsabo ary efa natolotra ny fianankaviana ny razana.
© MalalaTsaroana

Related Post

𝐃𝐑𝐄𝐍 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 𝟕,𝟗𝟎% 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐓𝐎 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 𝐈𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀

Posted by - janvier 24, 2025 0
Nanantanteraka fiarabana tratrin’ny taona ny fitaleovam-paritry ny fanabeazam-pirenena ato Menabe niaraka tamin’ny farimpiadidiam-pampianarana Morondava ka nandritra izany no nitondran’ny talem-paritra…