Distrika Soanierana Ivongo| Zaza vavikely efatra taona naolana

456 0
DISTRIKAN’NY SOANIERANA IVONGO | Zaza vavikely efatra taona naolana tao amin’ny Kaominina Manompana
Zazavavy kely efatra taona mialasasatra ao amin’ny Fokontany Vatobe Kaominina Manompana mpianatra avy amin’ny EPP Vohila
va Kaominina Soanierana Ivongo naolan’ny tovolahy mpiandry aomby antsoina hoe MATANA Artisa Andrico .
Handeha hangëry ilay zaza afaran’ny trano izay ivelan’ny toerana mpivoahana ka hitany ilay mpiadry aomby ka nanaovany ny filandratsiny .
Somary niova ny fandehanan’ilay zazavavy kely tsikaritrin’ny reniny ary rehefa nojerevana dia misy rä ka nentina teny amin’ny hopitaly CSB tao Manompana ary nalefa amin’ny hopitaly CHRD Soanierana Ivongo.
Efa voatazona ao amin’ny Zandarimaria Soanierana Ivongo ilay Tovolahy nahavanona ny loza nanolana .
Alefa hanaraka fitsaboana vonjimaika an’ny Fenoarivo Antsinana vakatrin’ny ratra ilay zazavavy kely .
Nagonin’ i Brudo Raseta

Related Post

𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐓𝐎𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 « 𝐏𝐑𝐎𝐉𝐄𝐓 𝐃𝐑𝐎𝐍𝐄”

Posted by - mars 16, 2024 0
𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐓𝐎𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 « 𝐏𝐑𝐎𝐉𝐄𝐓 𝐃𝐑𝐎𝐍𝐄” 𝐅𝐀𝐌𝐀𝐓𝐒𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐅𝐎𝐃𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐁𝐈𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐑𝐎-𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 ———————————- Faritra sy District saro- dalana maro no misitraka…