Toamasina: Niverina indray ny tsy fandriam-pahalemana.

241 0

πŸ”Ή Maromaro ny trangana tsy fandriam-pahalemana niseho teto toamasina tato aho ato. Taorian’ilay tovovavy 26 taona nisy nitifitra tany Tsararivotra herinandro vitsy lasa izay, androany vao mangiran-dratsy, tamin’ny telo ora maraina dia Raim-pianakaviana 46 taona no namoy ny ainy vokatry ny daroka  hazo nataon’ireo mpanendaka  tao Ankirihiry.
Ny alin’ny Alakamisy hifoha zoma dia renim-pianakaviana iray no naratra mafy  teo amin’ny lohany notafihin’ny jiolahy tao amin’ny toeram-poneny Ambolomadinika,raha ny fantatra dia tokatrano roa no voatafika tamin’io fotoana io.
Ankoatra izay,nandritra ireny orana nikija teto Toamasina ny alahady hifoha latsinainy lasa teo  ,dia tranona Mpiasana Haino amanjery iray no nidiran’ny jiolahy ka betsaka ny entana lasan’ireo jiolahy.
πŸ”Ή Noho ireo tranga ireo dia mihorohoro ny mponina. Miandrandra vahaolana maharitra amin’ny fametrahana fandriam-pahalemana.

Related Post

π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš

Posted by - janvier 16, 2024 0
π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš   Mitombo ihany ny faharatsiana Ary mampitaraina ny mpampiasa ny lalana ,…

πƒπ’π¬π­π«π’π€πš π€π§π­π¬π’π«πšπ›πž 𝐈 | π…π’πŸπ’ππ’πšπ§πšπ§πš 𝐀𝐚𝐨𝐦𝐒𝐧𝐚π₯𝐲.

Posted by - dΓ©cembre 8, 2024 0
Mifarana androany 08 Desambra ny lisitry ny mpifidy natovana « OrdonnanceΒ Β» avy amin’ny didim-pitsarΓ na ambaratonga voalohany(TPI)Antsirabe ho an’ny Distrika Antsirabe I.…