JIRAMA MORONDAVA : TSISY MISY JIRO FA LANY SOLIKA

95 0

πŸ“Œ Tapaka nanomboka androany Alarobia 24 Janoary 2024 sahabo tamin’ny 03  ora Tolak’andro teo  ny Jiro manerana ny tananan’i Morondava nohon’ny tsy fisian’ny solika ary mbola tsy fantatra ny hiverenan’ny jiro,  fa kosa  ny rano dia mandeha tsara toy ny andavan’andro ihany.

πŸ“Œ Fantatra fa efa miezaka mitady vahaolana ihany ireo tomponandraikitra rehetra eto Morondava izay notarihin’Andriamatoa Rafidison FidΓ¨le niaraka tamin’ny teo anivon’ny JIRAMA saingy tsy nahita vahaolana noho izany dia  hanao tatitra any amin’ny fitondrana foibe izay hiandrasana  ny vahaolana avy any amin’ity farany ,

πŸ“Œ Hatreto  anefa dia mbola tsy hay hoe rahoviana vao hiverina ny Jiro hoan’ny tananan’i Morondava, ny tena ahiana hoy ny Mponina izay velona ahiahy dia hanararaotra hanao ny asany ireo Jiolahy sy tonta kely ka hiteraka tsy fandriam-pahalemana izay efa mampikaikaika sy tsy maha mandry tsy lavoloha ny vahoaka.

πŸ“Œ Andrasana am-pitoniana ny valiny.

πŸ†” Nangonin’i Ra Pa – Menabe

 

Related Post

π…πŒπ€π€π“πŒ πŒπ€π‡π€π‰π€ππ†π€ – 𝐓𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐬𝐚𝐑𝐒𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 πŸπ’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨π₯𝐚𝐯𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐚

Posted by - juin 22, 2024 0
π…πŒπ€π€π“πŒ πŒπ€π‡π€π‰π€ππ†π€ – 𝐓𝐬𝐲 𝐑𝐨 𝐬𝐚𝐑𝐒𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 πŸπ’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨π₯𝐚𝐯𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐚 (Nisitraka fampitaovana mamaly filana…