AMPEFY : Lehilahy iray nanolana zazavavy kely 6 taona naiditra amponja etsy Tsiafahy

345 0
πŸ“Œ Tsiranoka hitan’ny renin’ilay Zaza t@ kilaotiny no nahataitra ny reniny ny 15 janoary lasa teo ka nanomboka nanao fanadihadihana ity farany.
 
πŸ“Œ Fantatra araka izany fa lehilahy iray 35 taona no nanolana ity zazavavy kely vao 6 taona monja ity raha mbola nandamina ho tsy nanao izany ilay lehilahy.
 
πŸ“Œ Ary natao avokoa ny fizahana rehetra teny @dokotera ahafana manamarina ilay tranga.
Nitohy teny anivon’ny Polisim-pirenena Soavinandriana Itasy ny raharaha.
Natolotra ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany ao Miarinarivo androany 24 janoary ny raharaha;
 Ka nalefa aviatrany niazo ny trano fonenany vaovao eny Tsiafahy n’y lehilahy.
 
πŸ“Œ Anisan’irony lehilahy mpidoroka zava-mahadomelina irony moa raha ity lehilahy nahavanon-doza ity 
 
πŸ†”Nangonin’i  Malala Tsa 

Related Post

ANKILIVALO, MAHABO MPANGALAJAZA 3 NO TRATRA KA MATY VOATIFITRA NY ROA

Posted by - dΓ©cembre 22, 2023 0
π€ππŠπˆπ‹πˆπ•π€π‹πŽ, πŒπ€π‡π€ππŽ πŒππ€ππ†π€π‹π€π‰A𝐙𝐀 πŸ‘ 𝐍𝐎 𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 πŠπ€ πŒπ€π“π˜ π•πŽπ€π“πˆπ…πˆπ“π‘π€ 𝐍𝐘 π‘πŽπ€ — πŸ“Œ Nitrangana hala-jaza tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ankilivalo…