𝗠𝗘𝗡𝗔𝗕𝗘: 𝗡𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗛𝗲́𝗺𝗼𝗽𝗵𝗶𝗹𝗶𝗲 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗺𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗼𝗹𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺-𝗽𝗼𝗮𝗻𝗮
Nankalazaina tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny kaominina ambanivohitra Analaiva ny andro maneran-tany ho an’ny fijininihan-drà lava (hémophilie), tamin’ny alalan’ny hetsika fanentanana sy fanomezana tolotra maimaim-poana notanterahin’ny ekipan’ny Fitaleovam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Menabe, niaraka tamin’ny EMAR sy EMAD Morondava ary ny ekipan’ny CHRR Namahora Natao tao amin’ny biraon’ny kaominina sy tao amin’ny CSB II Analaiva ireo hetsika,




