Faritra Bongolava | Fankalazana rezionaly ny andro maneran-tany ho an’ny rano.

212 0
Fitokanana fotodrafitrasa vaovao ho famatsiana rano fisotro madio ho an’ny Fokontany Ambahatra, Kaominina Ambararatabe.
Izao no vita dia fiaraha-miasan’ny Ministeran’ny rano, fanadiovana sy fidiovana, niarahana tamin’ny Association AMIF (Amitié Madagascar Ile de Frannce).
Lanonana teo ambany fitarihan’Atoa ANDRIANAMELASOA Lalaina, Minisitry ny rano, fanadiovana sy fidiovana.
Notronon’:
Atoa RAHOLIJAONA Harson, Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Tsiroanomandidy.
Sy ny Governora mpisolo toerana Faritra Bongolava, Atoa RAMAMONJISOA Hantenaina Haja Placide.
Ary ireo tomponandraiki-panjakana sivily sy miaramila, tarihan’ny Prefen’i Tsiroanomandidy miadidy ny Faritra Bongolava.
✍️ Eric Rabarison.

Related Post

TOBY KRISTY MANAFAKA IBORA | MPIOMANA 71 MIANADAHY NO VOATOKANA HO MPIANDRY TAMIN’NY TAONA ITY.

Posted by - août 14, 2024 0
𝐁𝐄𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐄𝐃𝐑𝐀𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐁𝐘 𝐊𝐑𝐈𝐒𝐓𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐅𝐀𝐊𝐀 𝐈𝐁𝐎𝐑𝐀 𝐊𝐀 𝐈𝐋𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄𝐙𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐈𝐑𝐀𝐘. 𝐌𝐏𝐈𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀 𝟕𝟏 𝐌𝐈𝐀𝐍𝐀𝐃𝐀𝐇𝐘 𝐍𝐎 𝐕𝐎𝐀𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎…