FIKAMBANANA IO’RENALA NANADIO NY TOERANA NANAOVANA NY FESTIVAL

229 0
Hetsika fanadiovana faobe ny toerana nanatanterahana ny fetsival IO’RENALA DAYS no nentin’ny fikambanana IO’RENALA namarana tanteraka ny hetsika androany izay niarahany tamin’ny fitaleovam6paritry ny fizahantany sy ny asa tanana ary ireo mpikambana tao amin’ny fikambanana IO’REANALA sy ny mpanao rugby ary ny fokotany Nosy kely
Izao no natao dia ho fanajana ny tontolo iainana sy fizarana ny lalan-tsaina ho tia fanadiovana ary fanambeazana ihany koa satria dia maro ny loto aterak’ireny hetsika ireny saingy vitsy kosa ny mpikarakara manadio ny toerana hanaovany hetsika aorian’ny fikarakarana ka hanetanana’ny fikambana IO’RENALA hatrany ny rehetra mba hikajy ny tontolo iombonana
Nangonon’i RA PA

Related Post

MENABE CONNEXION

Posted by - novembre 18, 2024 0
Nahazo fiaraha miasa amin’ny masoivohon’ny Frantsay eto Madagasika ka tetik’asa eo anivon’ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary koa ny lafiny…