πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’𝐍𝐘 π’πŽπ€ππˆπ„π‘π€ππ€ πˆπ•πŽππ†πŽ| π…πˆπ€π‘π€π‡π€ππ€ πŒπˆπ„ππ“π€ππ€ π‡πŽπ€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πƒπˆπ€ππ„ 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐁𝐄𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 .

149 0
Hetsika izay hiezana atao isam-bolana ny diaben’ny fanabeazana izay misy ireo hetsika fanatanjahantena iarahana amin’ny samy Mpanabe eo amin’ny sehatrin’ny fitaizana vatana ao anatin’ny vatana salama no havitana miasa , ka azakazaka maraina sy fanetsehambatana ary niafara tamin’ny fiarahana misakafo maraina ny 18 Aprily 2025 izay notarihin’ny Chef cisco sy ireo mpiaramiasa.
Tamin’ny roa ora tolak’andro kosa lalao Β Β» volley-ball Β Β» izay natao tao amin’ny tokotany ny lisea Soanierana Ivongo nahitana ireo ekipa efatra nandray anjara dia ny Mpiasa anatin’ny birao cisco , ny mpampianatra lisea , ny chef zap nilamina ny lalao eo ny fiarahamiasa tamin’ny Yas Madagasikara izay nanolotra loka hoazy ireo.
Tsikaritra fa maro ireo mpankify ny lalao Β Β» Volley-ball Β Β» fa vakatrin’ny tsy fisiany kianja natokana hilalaovana dia somary hadino ny fomba filalaovana sy lalΓ na mifehy azy.
Nagonin’ny : Brudo Raseta

Related Post

SAKARAHA SALAMA

Posted by - octobre 3, 2024 0
Niainga avy eto Sakaraha ny sidina voalohany amin’ny Drone nampitondraina Fanafody fanefitra (Vaccin), hoan’ireo CSB II any amin’ireo Kominina ato…

π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ 𝐀𝐑𝐀-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ πŒπ€ππ€π“πŽππ€ π•π€π‡πŽπ€πŠπ€ Β«Β ππ‘πŽπ‰π„π“ πƒπ‘πŽππ„β€

Posted by - mars 16, 2024 0
π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ 𝐀𝐑𝐀-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ πŒπ€ππ€π“πŽππ€ π•π€π‡πŽπ€πŠπ€ Β«Β ππ‘πŽπ‰π„π“ πƒπ‘πŽππ„β€ π…π€πŒπ€π“π’πˆπ€ππ€ π…π€ππ€π…πŽπƒπ˜ 𝐍𝐘 π“πŽππˆπŒ-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ π’π€π‘πŽ-𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 ———————————- Faritra sy District saro- dalana maro no misitraka…