Fampandrosoana ifotony | vitan’Andriamatoa Orlando ny fametrahana vatofototra

55 0
Fampandrosoana ifotony: Tontosa androany faha 19 Aprily 2025, ny fametrahana vato fototra ho fanombohana ny asa fanamboarana birao vaovao ho an’ny Fokotany Salazamay 14/21 izay iadidian’Andriamatoa Orlando Mandimby Hita
πŸ”Ή Vao roa volana izay no nandraisany ny fitantanana amin’ny maha Filohan’ny Fokotany Salazamay 14/21. Fantatra fa nataony laharam-pahamehana ny fanadiovana ny lakan-drano vaventy izay mirefy 1 kilometatra mahery. Nodiovina ny Boulevard Ratsimilaho manomboka avy eo amin’ny Marina Beach hatreny amin’ny Miou miou Club,eo ihany koa ny fanadiovana ny toerana fipetrapetrahana eo amin’ny fefin’ny Aeroport Ambalamanasy izay hohajariana mba ho toerana mahafinaritra.
πŸ”ΉAnisan’ny fanambiny ny anorenana biraom-pokotany,ka kendrena ho vita afaka efa-bolana izany.
πŸ”ΉFantatra fa nanolotra simenitra 20 lasaka ho fanampiana amin’ny fanorenana an’io Biraom-pokotany io,Atoa Rakotovao Andry Governoran’ny Faritra Atsinanana Mpisolo toerana.
πŸ”ΉNanome voninahitra ny lanonana izay natao androany io ny Solotenan’ny VPAN Toamasina sy ny Solotenan’ny Ben’ny Tananan’i Toamasina.

Related Post

π€π¦π›π¨π‘π’π¦πšπ‘πšπ¬π¨πš | 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐚𝐭𝐬𝐚𝐀’𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | πŸ‘ 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐭𝐲

Posted by - janvier 8, 2024 0
π€π¦π›π¨π‘π’π¦πšπ‘πšπ¬π¨πš | 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐚𝐭𝐬𝐚𝐀’𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | πŸ‘ 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐭𝐲 Tao Ianantsana Avaratra,Fkt Soatsiovana kominina Manandroy, Distrika Ambohimahasoa, Faritra Matsiatra Ambony.…

TOLIHO SAKARAHA |SAKARAHA

Posted by - juillet 13, 2024 0
Firaisankina no hoentina hampandroso ny Faritra na Distrika iray ary fifanomezantanana. Tsy solombavambahoaka izay nifidy ahy aho hoy RAPHAEL Jean…