π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ 𝐀𝐑𝐀-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ πŒπ€ππ€π“πŽππ€ π•π€π‡πŽπ€πŠπ€ Β«Β ππ‘πŽπ‰π„π“ πƒπ‘πŽππ„β€

312 0
π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ 𝐀𝐑𝐀-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ πŒπ€ππ€π“πŽππ€ π•π€π‡πŽπ€πŠπ€
Β«Β ππ‘πŽπ‰π„π“ πƒπ‘πŽππ„β€ π…π€πŒπ€π“π’πˆπ€ππ€ π…π€ππ€π…πŽπƒπ˜ 𝐍𝐘 π“πŽππˆπŒ-ππ€π‡π€π’π€π‹π€πŒπ€ππ€ π’π€π‘πŽ-𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀
———————————-
βœ…Faritra sy District saro- dalana maro no misitraka ity fampivoarana ara-teknika ity entina anafainganana ny famatsiana amin’ny alalan’ny sidina hanabakabaka ireo fanafody sy vakisiny…
 
βœ…Afaka mitondra fanafody hatramin’ny 10 kilao isaky ny sidina ny β€œdrΓ΄ne” iray ary mahavita sidina manodidina ny in-5 isan’andro ary mandeha hatrany amin’ny 100 km isaky ny sidina.
 
βœ…Sidina 4200 no efa notanterahina hatreto ary CSB miisa 127 ao amin’ny faritra Atsinanana, Analanjirofo, Sava, Sofia ary Melaky no efa novatsiana fanafody toy ny fanafody miaro amin’ny tazomoka, ny Fandrindrana Fiainam-Pianakaviana ary ireo vaksiny maro samihafa…..
 
‼️Mbola mitohy izany ankehitriny ahafahan’ireo mponina maro misitraka fanafody tsara kalitao sy ara- potoana.
 
Nangonin’i Lysan Rabenjamina

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – π’πžπŸπ¨ 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐀𝐚-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐀𝐚

Posted by - juin 1, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – π’πžπŸπ¨ 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐀𝐚-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐀𝐚 ✦Maty teny andalana raha hanatitra voka-pifidianana hihazo aty Mandritsara ny sefo…