๐‘ณ๐’Š๐’†๐’–๐’•๐’†๐’๐’‚๐’๐’• ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ด๐‘ฉ๐‘ฐ๐‘ต๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ ๐‘ฏ๐’†๐’“๐’๐’๐’๐’… | ๐“๐€๐†๐๐€๐Œ๐€๐‘๐Ž ๐‡๐Ž ๐€๐’๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐Œ๐๐€๐‡๐€๐‹๐„๐Œ๐€๐๐€

254 0
๐ƒ๐ข๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š ๐Œ๐Ž๐‘๐€๐Œ๐€๐๐†๐€
๐Š๐š๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ง๐š ๐€๐ฆ๐›๐š๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐๐„๐Œ๐๐€๐‘๐˜
๐“๐€๐†๐๐€๐Œ๐€๐‘๐Ž ๐‡๐Ž ๐€๐’๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐Œ๐๐€๐‡๐€๐‹๐„๐Œ๐€๐๐€
-๐™๐š๐ง๐๐š๐ซ๐ข๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐๐š๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ฒ ๐Œ๐Ž๐‘๐€๐Œ๐€๐๐†๐€ ๐Œ๐€๐…๐ˆ
๐Ÿ‘‰Ny ๐‘ณ๐’Š๐’†๐’–๐’•๐’†๐’๐’‚๐’๐’• ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ด๐‘ฉ๐‘ฐ๐‘ต๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ ๐‘ฏ๐’†๐’“๐’๐’๐’๐’… izay lefitry ny Fibaikoana ny Vondrotobi-mparitry ny Zandarimariampirenena Moramanga miaraka tamin ny Ben’ny Tanana kaominina Bembary sy ny lehiben ny Boriborintany tao antoerana no nitarika ny hetsika ny andron ny 18 Avril 2025 tao amin ny Kaominina ity.
๐Ÿ‘‰Hetsika izay fampandraisana andraikitra eny ifotony ireo vatan-dehilahy amanarivony ka nahitana solotena avokoa ny Fokontany rehetra mandrafitra ny kaominina notarihin’ny Lehiben ny fokontany isany avy.
๐Ÿ‘‰Toromarika sy fanentanana mikasika ny ho fitandroana fahalemana no nomena ny rehetra ary natao ny fanamarihana ny Tagnamaro tao aorian izay ka tamin ny alalan ny fanadiovana ny tanร na sy ireo birao-mpanjakana rehetra.
๐Ÿ‘‰Mazava ny hafatra fa mahavita zavatra tsara rehefa miray amin ny tsara sy mitambatra ka miteraka firaisankina.
Nangonin i Fidikely Crusoรฉ

Related Post

B I A N C O TOLIARA

Posted by - dรฉcembre 10, 2023 0
B I A N C O TOLIARA 20 Taona androany no nanaovana ny fifanarahana Iraisam-pirenena entina hiadiana amin’ny kolikoly.  …

ยซย ๐ƒ๐‘๐Ž๐ˆ๐“ ๐ƒ๐„ ๐‘๐„๐๐Ž๐๐’๐„ ย ยป ๐€๐•๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐’๐„๐๐€๐“๐Ž๐‘๐€ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜

Posted by - fรฉvrier 28, 2025 0
Manoloana ny famoaham-baovao, nataon’ny Gazety an’habaka Feon’ny Demokrasia omaly,Alakamisy 27 Febroary 2025, (https://feonydemokrasia.mg/alerte-ambatomanjaka/) dia mitondra ity ๐Ÿ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ฆ-๐›๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ity ny ๐—ฆ๐—ฒฬ๐—ป๐—ฎ๐˜…

PREFECTURE TOLIARA

Posted by - mars 20, 2024 0
๐Ÿ’ฅ Tonga hanamafy ny fiaraha miasa izay efa nisy nadritra ny 20 Taona ny Firenena Japone, amin’ny alalan’i ABE Koji…