๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐๐˜ ๐’๐Ž๐€๐๐ˆ๐„๐‘๐€๐๐€ ๐ˆ๐•๐Ž๐๐†๐Ž| ๐…๐ˆ๐€๐‘๐€๐‡๐€๐๐€ ๐Œ๐ˆ๐„๐๐“๐€๐๐€ ๐‡๐Ž๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐„ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐„๐€๐™๐€๐๐€ .

249 0
Hetsika izay hiezana atao isam-bolana ny diaben’ny fanabeazana izay misy ireo hetsika fanatanjahantena iarahana amin’ny samy Mpanabe eo amin’ny sehatrin’ny fitaizana vatana ao anatin’ny vatana salama no havitana miasa , ka azakazaka maraina sy fanetsehambatana ary niafara tamin’ny fiarahana misakafo maraina ny 18 Aprily 2025 izay notarihin’ny Chef cisco sy ireo mpiaramiasa.
Tamin’ny roa ora tolak’andro kosa lalao ย ยป volley-ball ย ยป izay natao tao amin’ny tokotany ny lisea Soanierana Ivongo nahitana ireo ekipa efatra nandray anjara dia ny Mpiasa anatin’ny birao cisco , ny mpampianatra lisea , ny chef zap nilamina ny lalao eo ny fiarahamiasa tamin’ny Yas Madagasikara izay nanolotra loka hoazy ireo.
Tsikaritra fa maro ireo mpankify ny lalao ย ยป Volley-ball ย ยป fa vakatrin’ny tsy fisiany kianja natokana hilalaovana dia somary hadino ny fomba filalaovana sy lalร na mifehy azy.
Nagonin’ny : Brudo Raseta

Related Post

๐…๐Ž๐‘๐“-๐ƒ๐€๐”๐๐‡๐ˆ๐ | ๐‚๐‡๐‘๐‘ ๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐๐€๐“๐Ž.

Posted by - avril 13, 2025 0
๐…๐Ž๐‘๐“-๐ƒ๐€๐”๐๐‡๐ˆ๐ | ๐‚๐‡๐‘๐‘ ๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐๐€๐“๐Ž. —- Hofankalazana ny andro manerantany hoan’ny fahasalamana sy hofamaliana ireo fangatahana ary fanamafisana ny fiaraha-miasa efa…

๐€๐ƒ๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐“๐€๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐€๐Š๐€

Posted by - juin 1, 2025 0
๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ Notanterahina tao aminโ€™ny kaominina ambaniohitry Befasy ny sabotsy faha 31 Mai…