FARITRA FITOVINAGNY : Manomboka ny fanamboaran-dalana

253 0
FARITRA FITOVINAGNY : Manomboka ny fanamboaran-dalana
📌 Mendrika hisitraka fotodrafitrasa avokoa ny toerana rehetra ary ny fahavitan’ny lalana dia manampy betsaka amin’ny fifamezivezeana sy ny fifamoivoizana.
 
📌 Manomboka ny fanamboaran-dalana mampitohy fokontany maro ao Manakara, izay hiantsorohan’ny Projet PIC3
 
✔️Lalana pavé ao AMBILA
✔️Lalana pavé ao ANOSIALA
 
📌 Mankasitraka ny fitondrampanjakana mahefa amin’ny asa sy ny governora ny faritra Lucien Razafitsotra amin’ny ezaka rehetra ho fampandrosoana ny faritra.
 
Nangonin’i Sitraka Fenohery

Related Post

SAKARAHA SALAMA

Posted by - octobre 3, 2024 0
Niainga avy eto Sakaraha ny sidina voalohany amin’ny Drone nampitondraina Fanafody fanefitra (Vaccin), hoan’ireo CSB II any amin’ireo Kominina ato…