FARITRA FITOVINAGNY : Manomboka ny fanamboaran-dalana
Mendrika hisitraka fotodrafitrasa avokoa ny toerana rehetra ary ny fahavitan’ny lalana dia manampy betsaka amin’ny fifamezivezeana sy ny fifamoivoizana.
Manomboka ny fanamboaran-dalana mampitohy fokontany maro ao Manakara, izay hiantsorohan’ny Projet PIC3
Mankasitraka ny fitondrampanjakana mahefa amin’ny asa sy ny governora ny faritra Lucien Razafitsotra amin’ny ezaka rehetra ho fampandrosoana ny faritra.
Nirehitra ny toeram-pitrandrahana Vato « Spectrolyte na pierre de luneΒ Β» ao amin’ny Fokontany Antsomangana, Kaominina Ambanivohitra Bemaitso, Distrikan’Andilamena ny Alatsinainy 23…
Mpiasan’ny fahasalamana ato anatin’ny farim-piadidiam-pahasalamana miisa 10 mianadahy no nahazo fiofanana mahakasika ny fitsirihana ireo sakafo amidy sy ho azo…