Niaradia taminy ireo mpitandro ny filaminana, ny talem-paritry ny fambolena sy fiompiana, ny avy ao amin’ny fitalevam-paritry ny fanajariana ny tany sy ny fananantany ary ireo tompon’andraikitra eny ifotony nahitana ny Ben’ny tanana sy ny delege mpanjakana nihaino sy namaha ny olana sedrain’ireo vahoaka mahakasika ny ady tany ifandirana amin’ny orinasa Silac.
Efa an-taonany maro tokoa mantsy no nisian’io olana sy fifandirana io ka izao nanaovana fidinana ifotony izao ary dia nahitana vahaolana koa velom-pisaorana ireo vahoaka.
Tonga maro teny Antaninarenina sy Analakely ary filaharam-be no niditra tao an-tokotanin’ny lampam-panjakana Ambotsirohitra izay voaraka tsara ka nosokafan’ny fandidiana…
FAMERENANA IREO PAIK’ADY HISIAN’NY *FANDRIAMPAHALEMANA MAHARITRA AO AMIN’NY TAPANY AVARATRY NY DISTRIKAN’I MIANDRIVAZO* Ampatsiavina fa tao anatin’ny roa taona…