π…π€ππ‰π€πŠπ€ππ€.πŒπ€ππ€πŠπ€πˆπŠπ˜ π•π€π‡πŽπ€πŠπ€

617 0
πŸ‘‰Nidina ifotiny nijery ireo olana sedrain’ny vahoaka ao amin’ny Fokontany Mahatsinjo, Kaominina Ambanivohitra Manakambahiny Andrefana ny PrΓ©fet an’Ambatondrazaka Dr RAKOTOARIDINA DieudonnΓ© ny Sabotsy 20 Jolay 2024 teo.
πŸ‘‰Niaradia taminy ireo mpitandro ny filaminana, ny talem-paritry ny fambolena sy fiompiana, ny avy ao amin’ny fitalevam-paritry ny fanajariana ny tany sy ny fananantany ary ireo tompon’andraikitra eny ifotony nahitana ny Ben’ny tanana sy ny delege mpanjakana nihaino sy namaha ny olana sedrain’ireo vahoaka mahakasika ny ady tany ifandirana amin’ny orinasa Silac.
πŸ‘‰Efa an-taonany maro tokoa mantsy no nisian’io olana sy fifandirana io ka izao nanaovana fidinana ifotony izao ary dia nahitana vahaolana koa velom-pisaorana ireo vahoaka.
Nangonin’i Lova Jana

Related Post

Voin-kava Mahatratra

Posted by - juin 18, 2024 0
Nitrangany hain-trano mahatsiravina tao amin’ny Fokontany Ambatamandey, kaominina Tanambao Daoud, Distrikan’i Sambava omaly Ka tsy niandry ela ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny…

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – π’πžπŸπ¨ 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐀𝐚-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐀𝐚

Posted by - juin 1, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – π’πžπŸπ¨ 𝐟𝐨𝐀𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐭𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐀𝐚-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐀𝐚 ✦Maty teny andalana raha hanatitra voka-pifidianana hihazo aty Mandritsara ny sefo…