Antaninarenina sy Analakely| Akon’ny Fankalazana ny Noely 2023

565 0

Tonga maro teny Antaninarenina sy Analakely ary filaharam-be no niditra tao an-tokotanin’ny lampam-panjakana Ambotsirohitra izay voaraka tsara ka nosokafan’ny fandidiana ny repoblika hitsidihin’ny vahoaka,

Nanana 5mn ny olona tsirairay  hijerena sy hakana sary tao, tamin’ny 11 ora sasany alina no nialan’ny mpanao gazety teny an-toerana fa mbola maro be ireo milahatra.

Faly sy Ravo ireo avy nitsidika izay nisy ny avy any amin’ny faritra misy koa ireo teratany vahiny

Nangonin’i RaPa

Related Post

FANDAMINANA NY FIFAMOIVOIZANA

Posted by - juillet 2, 2024 0
Morondava Nidina ifotony nitondra fanetanana sy fampianarana ho an’ireo mpampiasa lalana ny avy eo anivon’ny polisim-pirenena Morondava manoloana ny fisian’ny…