Fiaraha-monina Tontolo Iainana DREDD Atsinanana: Tratra ny tanjona tamin’ny hetsika fambolen-kazo izay natao omaly 26 janoary 2024. Posted on janvier 27, 2024 at 9:59 pm by feonydemokrasia 319 0 Zana-kazo 27 500 isa ,no novolena tamina velaran-tany 27 ha ,tanatin’ny Distrika dimy taty amin’ny faritra Atsinanana. Amboditafana, Fkt Ambalatenina, CR Anivorano Est, Brickaville Andranovola, Fkt Ambalatenina, CR Amboditavolo, Vatomandry Amparafana, Fkt Tandroroho, CU Mahanoro Ambodivandrika, CR Antanambao Manampontsy Ambohimandroso, Fkt Maromitety, CR Androrangavola, Marolambo. Maro ny olona tonga nandray anjara tamin’izany satria nahomby ny fanentanana izay nataon’ireo mpiasa avy amin’ny DREDD Atsinanana,izay notarihin’Atoa Tezena Lionel Armando ny 03 febroary kosa no fotoana ho antsika eto Toamasina. Mitohy hatrany ny fizarana zana-kazo maimaimpoana ho an’ny olon-tsotra, fikambanana, sampandran-draharaha isan-tsokajiny. « Fambolen-kazo manarina ny tontolo iainana,mamelona aina. 🆔 Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy
TOAMASINA | TRATEHAKY NY POLISY ILAY MPANGALATRA TONGO-DROA Posted by feonydemokrasia - janvier 11, 2024 0 📌 Toamasina Moto Cygnus halatra hitan’ny Pôlisy avy ao amin’ny Commissariat Mangarano ka efa voarain’ny Tompony soa amantsara. 📌 Moto…
Matotra ny Fiaraha-miasan’ny Commune Urbaine de Toamasina sy ny fikambanana CEM Posted by feonydemokrasia - juin 15, 2024 0 TOAMASINA Fiaraha-miasan’ny Commune Urbaine de Toamasina sy ny fikambanana CEM( Croissant d’Espoir Madagascar),dia Mpino silamo miisa 500 no nisitraka fanomezana…
LANONANA ARA- MIARAMILA SEKOLY AMBONY ZANDARIMARIAMPIRENENA MORAMANGA Posted by feonydemokrasia - avril 16, 2024 0 Tontosa ny 15 aprily 2024 teo ny famindram-pibaikoana teo amin’ny Komandy teo aloha ny Jeneraly Heriniaina RABEMANANJARA sy ny Komandy…
ANDRONA MIVOATRA MANDRITSARA – MIJORO HANOME SEHATRA IVELOMAN’NY MPIKAMBANA Posted by feonydemokrasia - février 1, 2024 0 📌 Manao ezaka lehibe hanomezana vahana ireo mpikambana ao aminy, ny Fikambanana Androna Mivoatra izay mijoro ao Mandritsara efa 10…
FAMPIHENANA NY FIATRAIKANY LOZA SY NY TANDIDON-DOZA Posted by feonydemokrasia - décembre 16, 2024 0 Fanamafisana ireo traikefa sy ny fampiofanana izay nomena azy ireo teknisianina eo anivon’ny CDGRC sy ny CCGRC ao amin’ny Distrikan’i…