Matotra ny Fiaraha-miasan’ny Commune Urbaine de Toamasina sy ny fikambanana CEM

361 0
TOAMASINA
Fiaraha-miasan’ny Commune Urbaine de Toamasina sy ny fikambanana CEM( Croissant d’Espoir Madagascar),dia Mpino silamo miisa 500 no nisitraka fanomezana omaly zoma 14 jona 2024.
πŸ‘‰ Hetsika ra-tsosialy,fiomanana amin’ny fiatrehana ny IDIBE ity natao ity.
πŸ‘‰ Tao amin’ny Gymnase Soavita no nanaovana ny fizarana fanomezana izay,natrehin’ny Ben’ny Tanana Rakotonirina NANTENAINA, ny Lefitra faharoan’ny Ben’ny Tanana Rabelonahiana Martial,ary ny Filohan’ny CEM.
Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

πƒπ’π¬π­π«π’π€πš π€π§π­π¬π’π«πšπ›πž 𝐈 | π…π’πŸπ’ππ’πšπ§πšπ§πš 𝐀𝐚𝐨𝐦𝐒𝐧𝐚π₯𝐲.

Posted by - dΓ©cembre 8, 2024 0
Mifarana androany 08 Desambra ny lisitry ny mpifidy natovana « OrdonnanceΒ Β» avy amin’ny didim-pitsarΓ na ambaratonga voalohany(TPI)Antsirabe ho an’ny Distrika Antsirabe I.…