FAMPIHENANA NY FIATRAIKANY LOZA SY NY TANDIDON-DOZA

336 0

 Fanamafisana ireo traikefa sy ny fampiofanana izay nomena azy ireo teknisianina eo anivon’ny CDGRC sy ny CCGRC ao amin’ny Distrikan’i Toliara voalohany sy faha-2 ary Morombe.

Telo andro no faharetan’ny atrikasa izay atao eto Madiorano distrikan’i Toliara II izay ho faranana amin’ny fanomezana fitaovana mba ho vonona avy hatrany raha misy ny fahatongavan’ny loza sy ny tandidon-doza any amin’ny toerana misy azy ireo avy any.

Tonga nanokatra izao atrikasa izao teto ny Sekretera jeneralin’ny Pretfektiora izay nisolontena ny Prefen’i Toliara.

Nangonin’i JOB

Related Post

𝐅𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐥𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝟐𝟗 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟏𝟗𝟒𝟕 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚

Posted by - mars 29, 2024 0
« 𝐅𝐈𝐓𝐈𝐀𝐕𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐎 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀𝐍𝐀 » 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐥𝐨-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝟐𝟗 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟏𝟗𝟒𝟕 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐨𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚 Ny Minisitry ny fiarovam-pirenena no nitarika ny…