feonydemokrasia

𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐍`𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐊𝐎𝐋𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀

Posted by - mars 1, 2024
𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐍`𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐊𝐎𝐋𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀- 𝐍𝐈𝐅𝐀𝐍𝐓𝐎𝐊𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍`𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐎𝐉𝐀𝐊𝐎𝐉𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐍𝐈𝐍-𝐓𝐒𝐄𝐊𝐎𝐋𝐘 𝐀𝐑𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐋𝐘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐊𝐈𝐙𝐘 𝗡𝗬 𝗦𝗘𝗞𝗢𝗟𝗬 𝗠𝗔𝗠𝗣𝗜𝗡𝗚𝗢   Tsy nataon`ny mpitantana ny Sekoly MAPINGO ao Mandritsara ambanin-javatra ny lohahevitra avy amin`ny Minisiteran`ny…
Read More

𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐇𝐚𝐣𝐚 𝐑𝐞𝐬𝐚𝐦𝐩𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐣𝐢𝐫𝐨 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐤𝐨𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐓𝐬𝐢𝐦𝐚𝐯𝐚𝐨𝐛𝐞

Posted by - février 28, 2024
Androany hariva no tonga nanolotra jiro 16 tao amin’ny fokotany Tsimavaobe velom_pisaorana sy nankasitraka ny minisitra ary mangataka fanamboarana ny lalan’ny Morima. Ny solontenan’ny ray aman_dreny koa dia faly amin’ny…
Read More

ANDRON’NY SEKOLY CISCO AMPARAFARAVOLA

Posted by - février 28, 2024
Notanterahana androany Alarobia 28 Febroary 2024 tao amin’ny ZAP Vohimena ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny andron’ny Sekoly ho an’ny Cisco Amparafaravola. Nanontrona sy nanome vonihitra izany ireo solombavam-bahoaka sy…
Read More