FORT-DAUPHIN | AKON’NY FANKALAZANA NY 08 MARSA 2024.

377 0
Sambany tamin’ny tantara ny FORT-DAUPHIN no nisy fankalazana tena nivavaka sy nakotrokotroka sy tena naresaka.
 
Nisy ny diabe zay nahita fikambanana sy vehivavy maro izay miasa amin’ny fanjakana sy ireo tsy miankina ihany koa hita tao koa ireo vehivavy ao amin’ny QMM sy ireo ONG mpiaramiasa @ Faritra Anôsy.
Nisy ny podium Lehibe mpanakato Mahafaly Mihisa sy Bleze.
 
Nofaranana tamin’ny kabary nifandimbiasana izay nataonireo vehivavy manakaja .
Vadin’ny Bentanana FORT-DAUPHIN
Adjoint distrika ny FORT-DAUPHIN
Ny Ramato Député AÏDA ny FORT-DAUPHIN
Ny ramatoa Gouvernorat ny Faritra Anôsy Voahary RAKOTOVELOMANANTSOA
 
Nangonin’i Arrone Kennedy

Related Post

𝐌𝐀𝐍𝐀𝐆𝐀𝐓𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐀𝐌𝐈𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝟎𝐍𝐈𝐕𝐄𝐑𝐒𝐈𝐓𝐄 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐌𝐀𝐍𝐎𝐍𝐆𝐀

Posted by - février 16, 2025 0
𝙉𝒚 𝒗𝙤𝒍𝙖𝒏𝙖 𝙖𝒑𝙧𝒊𝙡𝒚 2022 𝙣𝒐 𝒏𝙤𝒕𝙤𝒌𝙖𝒏𝙖𝒏𝙖 𝙣𝒚 𝒅𝙤𝒓𝙩𝒐𝙞𝒓 𝒉𝙤 𝙖𝒏’𝒏𝙮 𝙤𝒏𝙞𝒗𝙚𝒓𝙨𝒊𝙩𝒆 𝒉𝙤 𝙖𝒏’𝒏𝙮 𝙛𝒂𝙧𝒊𝙩𝒓𝙖 𝙈𝒆𝙣𝒂𝙗𝒆 𝒊𝙯𝒂𝙮 𝙢𝒂𝙯𝒂𝙠𝒂 𝒎𝙥𝒊𝙖𝒏𝙖𝒕𝙧𝒂 300 𝒉𝙖𝒕𝙧𝒂𝙢𝒊𝙣’𝙞𝒛𝙖𝒐…