π‡πšπ«π’π­π’πšπ§πš π‘πšπ¬π¨π₯𝐨 | 𝐍𝐚𝐧𝐨π₯𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐨𝐦𝐛𝐲 𝐦𝐒𝐒𝐬𝐚 πŸ• 𝐬𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐲 πŸ‘ 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐒𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧𝐲.

258 0
 
Amin’ny maha mpikambana mavitrika ao amin’ny antoko TGV Fianarantsoa, an’i Haritiana Rasolo , tsy namela an’ireo vehivavy mpikambana ho irery, fa niara-nisalahy, ho fanamarihana ity andron’ny vehivavy 2024 ity, nanolotra omby miisa 7 sy vary 3 taonina ho an’ireo vehivavy mpiara-dia aminy ,izay miisa 8000 ny tenany, ho tohin’ny asa sosialy izay efa ataon’izy mivady ,ary indrindra ho fanomezan-danja ny zon’ny vehivavy amin’ny andro iray mandresy ny maro toy izao ka mendrika ny hifety arak’izay azo atao izy ireo .
 
Taorian’ny filaharana moa dia niara-nisakafo ireo vehivavy tgv Fianarantsoa ho mariky ny fiombonana.
Satria Izaho Mino, Ianao Mino, isika Mino fa Fianarantsoa tsy maitsy Mandroso.
 
Nangonin’i Ando Rafahatelo
 

Related Post

ANKILIVALO, MAHABO MPANGALAJAZA 3 NO TRATRA KA MATY VOATIFITRA NY ROA

Posted by - dΓ©cembre 22, 2023 0
π€ππŠπˆπ‹πˆπ•π€π‹πŽ, πŒπ€π‡π€ππŽ πŒππ€ππ†π€π‹π€π‰A𝐙𝐀 πŸ‘ 𝐍𝐎 𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 πŠπ€ πŒπ€π“π˜ π•πŽπ€π“πˆπ…πˆπ“π‘π€ 𝐍𝐘 π‘πŽπ€ — πŸ“Œ Nitrangana hala-jaza tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ankilivalo…

π…πšπ«π’π­π«πš π’πŽπ…πˆπ€ – π“π¨π§π πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐒𝐧𝐨𝐚 π‘πšπ§πšπ¦π›π¨πšπ­π«πš π₯𝐚π₯𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐑𝐚-31 𝐛𝐒𝐬 (𝐀𝐧𝐭𝐬𝐨𝐑𝐒𝐑𝐲 – 𝐁𝐞𝐚π₯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚)

Posted by - avril 20, 2024 0
π…πšπ«π’π­π«πš π’πŽπ…πˆπ€ – π“π¨π§π πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐒𝐧𝐨𝐚 π‘πšπ§πšπ¦π›π¨πšπ­π«πš π₯𝐚π₯𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐑𝐚-31 𝐛𝐒𝐬 (𝐀𝐧𝐭𝐬𝐨𝐑𝐒𝐑𝐲 – 𝐁𝐞𝐚π₯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚)   ✦Tonga ao Antsohihy ireo sinoa avy…