feonydemokrasia

Fikambanan’ny Terak’i Androy eto Toamasina

Posted by - avril 4, 2024
Androany dia nihaona tamin’ny Governoran’ny Faritra Atsinanana Atoa Rafidison Richard Theodore,ny Solotenan’ny Fikambanana FITEA TO. ( Fikambanan’ny Terak’i Androy eto Toamasina).   Nisongadina nandritra ny fihaonana ny fanamafisana ny fiaraha-miasa…
Read More

Vovonan’ny Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy Avaradrano | Tafapetraka ny atotan-taratasy

Posted by - avril 4, 2024
π…πˆπ‘π€πˆπ’π€π-πŠπˆππ€ π€π•π€π‘π€πƒπ‘π€ππŽ | π“π€π…π€ππ„π“π‘π€πŠπ€ 𝐍𝐘 π“π€π‘π€π“π€π’π˜ π…πˆπ‹π€π“π’π€π‡π€π-πŠπŽπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ π‡πŽ π’πŽπ‹πŽπŒππ€π•π€πŒππ€π‡πŽπ€πŠπ€π’𝐈 πŒπ€πƒπ€π†π€π’πˆπŠπ€π‘π€ —- Androany faha 03 volana Avril ny taona 2024 no tonga nanatitra ny taratasy filatsahan-kofidiana tao amin’ny OVEC District Antananarivo…
Read More

Paska Antsirabe

Posted by - avril 1, 2024
Paska Antsirabe Anisan’ny fety iray tena mampiavaka an’Antsirabe ny fetin’ny paska, saika Tonga eto avokoa ny avy any amin’ny faritra maro eto Madagasikara hitsangatsangana sy hijery ny hakanton’ny tanana.  …
Read More

AMBATONDRAZAKA | IKAMBANANA FIHAVANANA MANASOA.

Posted by - mars 31, 2024
Amin’izap fetin’ny Paska izao dia nahatsiaro manokana ireo sahirana ao amin’ny Fokontany Atsimondrova, Kaominina Ambonivohitra Ambatondrazaka ny fikambanana Fihavanana Manasoa ka nizarana fanampiana (paniers garnis) ho an’ireo fianakaviana sahirana miisa…
Read More