πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€ π€ππ“π€ππ€ππ€π‘πˆπ•πŽ π€π•π€π‘π€πƒπ‘π€ππŽ : π…πˆπ•πŽπ‘πˆπ€ππ€ π…π€ππ€πŽ πˆπ’π€πŠπ˜ 𝐍𝐘 π‘πŽπ€ π•πŽπ‹π€ππ€ πŒπˆπ€π‘π€πŠπ€ π€πŒπˆπ’πˆπ‘π„πŽ 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀

434 0
Tontosa androany Zoma 12 Aprily 2024 teto amin’ny Kaominina Ambohitrabiby ny fivoriana fanao isaky ny roa volana ho an’ireo Ben’ny Tanana eto amin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano.
Ankoatra ireo tatitra mahakasika ny asa vitan’ny Ben’ny Tanana tsirairay sy ny fanamarihana isankarazany mahazatra dia noresahina manokana ny mahakasika ny Komity Loharano, ny karnem-pokontany misy « QR CodeΒ Β», ny tetikasan’ny fitondram-panjakana eto amin’ny distrika, ny tsara ho fantatra momba ny fifidianana solombavambahoaka ho tanterahina ny 29 May 2024 ary ny « RALE 2024Β Β» na ny Fanavaozana isantaona ny lisitry ny mpifidy.
 
Ny Lehiben’ny Distrika Antananarivo Avaradrano no nitarika ny fivoriana ary nahatonga solontena avokoa ireo rantsa mangaika avy amin’ireo solontem-panjakana sy ny olom-boafidy ary ireo olom-boatendry, ny avy amin’ny mpitandron’ny filaminana, ny fahasalamana ary ny fampianarana. Niarahaba manokana ny Sefo Distrika Ramiandrisoa Mahefandrainibe Haritiana ireo ben’ny tanana noho izy voatendry hiasa indray eto amin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano. Isaorana ny rehetra izay naneho firahalahiana sy ny fiara-mientana ho an’ny Distrika Avaradrano, isaorana manokana ny Ben’ny Tananan’Ambohitrabiby amin’ny fandraisana ny fivoriana.
 
πŸ“· : Commune Rurale Alasora Ofisialy

Related Post

π‹π€π’πˆππ€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 π“πŽπ•πŽπ‹π€π‡π˜ π•π€πŽ πŸπŸ– πŒπŽππ‰π€.

Posted by - janvier 9, 2024 0
π‹π€π’πˆππ€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 π“πŽπ•πŽπ‹π€π‡π˜ π•π€πŽ πŸπŸ– πŒπŽππ‰π€. — Distrika Ambohimahasoa, Omaly t@3 ora tolakandro, tao Ambalanonoka, fkt Miadakofeno Kaominina…

πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππ€ππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π€ππŠπ€π™πŽπ€πŒππŽ | Manodidina ny 60 ireo vehivavy nahazo fiofanana

Posted by - mai 28, 2025 0
πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππ€ππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π€ππŠπ€π™πŽπ€πŒππŽ π…πˆπ“π€π‹π„π€π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€πŒππˆπ€ππ€π‘π€ππ€ π“π„πŠππˆπŠπ€ π’π˜ π…π€πŒππˆπŽπ…π€ππ€ππ€ π€π‘π€πŠ’𝐀𝐒𝐀 π€πŒπŽπ‘πŽπ’𝐈 πŒπ€ππˆπ€ 𝑡𝑰𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑭𝑰𝑢𝑭𝑨𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑴𝑨𝑯𝑨𝑲𝑨𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑡𝒀 𝑴𝑢𝑭𝑢𝑴𝑨𝑴𝒀 𝑰𝑹𝑬𝑢 𝑭𝑰𝑲𝑨𝑴𝑩𝑨𝑡𝑨𝑴-𝑩𝑬𝑯𝑰𝑽𝑨𝑽𝒀 α΄€ΚŸα΄€Κ€α΄Κ™Ιͺα΄€…