TSY NIALA TIM AHO HOY RIVO NA DIA NIROTSAKA HO MALEON-TENA AZA

303 0

Ho fanohizana ny tolona dia nirotsaka ho fidiana solombavambahoaka ny distrikan’ny Morondava ny tenako hoy izy satria tsy manana kandida ny TIM ka sarotra ny hatoky olona hoy izy ka zay nahatonga azy nanao mahaleon-tena.

 

Ra_Pa Menabe

 

 

Related Post

𝐅𝐈𝐋𝐀𝐍𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐀𝐋𝐘 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐎𝐌𝐁𝐎𝐊𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐎𝐓𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀𝐍𝐘

Posted by - février 14, 2025 0
Nanomboka androany ny fivoriana ara-potoana ho an’ny filankevitra kaominaly eto amin’ny kaominina ambonivohitra Morondava izay tanterahana ao amin’ny biraon’ny filankevitra …